Mod'elle by Mi

Mod'elle by Mi Ny lalana no tsy hanaovan-dratsy , tahotra ny mbola hiverenana 🙏

26/02/2026

Bonsoir à tous

06/02/2025
20/01/2024

Ry ray amandreny , namany zanakao ianao sa fahavalony ?

Misy ny mpianaka dia mitondra toy ny mpifahavalo : misy olona ny zanaka dia any ambadika izy mitady vahaolana nefa miteraka vokadratsiny be aminy hoaviny zanakao izay

Mino aho hoe ilaintsika sy hanampy betsaka antsika ireto:

Rehefa mitaraina aminao izy dia henoy fa mampitombo ny confiance any aminao izany(manana namana izy afaka hitarainany izay manjo azy)

Hametraho fahatokisana izy satria arakin'ny nitaizanao azy no hiainany ivelany tokantrano

Aza manao teny mandratra lava (afaka mananatra,mibedy fa kosa ny manambany no tena fadiana )

Tsy voatery izay tianao foana no ho ataon'i zanakao fa izay no maha olombelona azy dia hanarina arakizay tokony ho izy izy

Raha ianao no zatra manapepo azy dia aza gaga raha ankizy fermé be izy

Raha tianao ho akaiky anao izy miresaha,mifanakaloza hevitra aminy ,fantaro izay mampalahelo azy

Mifòna aminy raha toa ka ianao no diso dia ho fitaratra ho azy fa rehefa misy ny fahadisoana dia mila m'assumer

Tadidio fa zanakao io "unique" tsy hitovy amin'ny ankizy izay hitanao sy tsiriritinao velively

Na Inona na inona hirianao ho ataonay toy ny hoe"asa" aza terena izy fa ametrao confiance izy.

Ry Ray aman-dreny mpampianatra isika fa tsy mpanageja,alaivo namana akaiky ny zanantsika mba tsy ny ivelany no namany ka ho sahirana ianao.

Betsaka ny Mahasoa azy mety eritreretinao fa tadidio fa raha gidragidra lava no hiainany tsy "i-comprendre" anao velively izy

Raiso namana izy mba ianao no hitantarany ny olany voalohany

©️Réussir avec Martin

19/01/2024

Vao mifoha maraina dia ireto no ataovy fahazarana.

1. Atombohy amin'ny fankasitrahana.
Misy ny tonga dia mivavaka
Misy ny manao méditation.
Fa ny tsy azo atao dia vao mifoha dia efa taraina sahady. Mahaiza mankasitraka fa ny sasany ary tsy tafafoha ohatranao.

2. Mandraisa 30 minitra hamakiana boky.
Tsy betsaka fa na 30 minitra fotsiny raha mbola tsisy fotoana be. Ampy hampitombo ny fahalalanao sy hambolenao fahazarana izay

3. Mamerimberena teny positif 5 farany kely isa-maraina.
Ohatra, sambatra aho, tsisy zavatra mahory ahy, mikoriana hoazy amin'ny fiainako ny vola, mora ny fiainana, vitako izay zavatra kasaiko atao androany.
Mitarika onde positifs ho anao ny fitenenanao izany matetika

4. Maka 20 na 30 minitra mba hampihetsehana vatana.
Mba hampavitrika sy hahatonga anao hanana '' créativités '' izany ka tsy ho sarotra aminao ny tontolo andro avy eo.

5. Ny farany dia hoe raiso naoty ny zavatra hataonao androany ka fantaro hoe inona amin'ity zavatra ataoko androany ity no mety hitondra voka-tsoa be amin'ny fiainako rahampitso? Ka raha mety dia izay zavatra important be no atao.

Réussir avec Martin

Arrivage collier, bracelet, boucle d'oreille acier inoxydable Mp prixLivraison gratuit
20/12/2023

Arrivage collier, bracelet, boucle d'oreille acier inoxydable
Mp prix
Livraison gratuit

Ensemble boucle d'oreille 🥰Collier en acier inoxydable Mp prix ☎️ 0333859122
17/12/2023

Ensemble boucle d'oreille 🥰
Collier en acier inoxydable
Mp prix
☎️ 0333859122

Efa akaiky  izao ny fety Robe tsara be 🥰Prix mirary dia mirary Atao gratuit ny livraison  @ indray mitoraka ity ☎️033385...
17/12/2023

Efa akaiky izao ny fety
Robe tsara be 🥰
Prix mirary dia mirary
Atao gratuit ny livraison @ indray mitoraka ity
☎️0333859122

Robe taille S-M Mp prix Manao livraison ☎️0333859122
13/12/2023

Robe taille S-M
Mp prix
Manao livraison
☎️0333859122

Robe tsara be 🥰Mp prixManao livraison ☎️0333859122
12/12/2023

Robe tsara be 🥰
Mp prix
Manao livraison
☎️0333859122

Address

La Corniche
Mahajanga
40

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Telephone

+261333856963

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mod'elle by Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mod'elle by Mi:

Share