Manja shop

Manja shop La mode à la portée de tous�

aizawaiza no misy mivarotra an reto azafady zay mba afaka manoro
12/03/2026

aizawaiza no misy mivarotra an reto azafady zay mba afaka manoro

Ndao hiaraka hanaingo trano ndray ary eh😍😍😍
14/09/2024

Ndao hiaraka hanaingo trano ndray ary eh😍😍😍

Miezaka manome ny tsara ho anao hatrany izahay 🥰🥰Avelako ho anao ny safidy 🤩🤩 de lazao anay izay tinao fa omena fahafamp...
24/01/2024

Miezaka manome ny tsara ho anao hatrany izahay 🥰🥰
Avelako ho anao ny safidy 🤩🤩 de lazao anay izay tinao fa omena fahafampo tanteraka enao😘😘

Livraison partout à Madagascar 🚚🚵
Tailles S M L,🌞🌞

Aza variana miandrandra lanitra amin'ilay ranomaso mipatrapatra itsony fa lasa tsy harakao avy hoe efa nosoloinay Rose i...
24/01/2024

Aza variana miandrandra lanitra amin'ilay ranomaso mipatrapatra itsony fa lasa tsy harakao avy hoe efa nosoloinay Rose ilay lokony ao ann😍😍😍
Alaivo eo doly izay mety aminao fa tss bedy 🥰🥰
De manaova manjamanja 😋😋

Livraison partout à Madagascar 🚚🚴
Tailles S M L 🔥🔥
Mp🥳🥳

Ato ndray ary ho an'ilay olona mila fotsifotsy😍😍 Ataovy ny safididy de teneno ana izay tinao aveo ao am commentaires na ...
24/01/2024

Ato ndray ary ho an'ilay olona mila fotsifotsy😍😍
Ataovy ny safididy de teneno ana izay tinao aveo ao am commentaires na mp fa omena fahafampo enao 🥰🥰

Livraison partout à Madagascar 🚵🚴
Tailles S,M, L 🔥🔥

Robe tendance 😘Mihaja sy manjakely doly refa miaraka aminayAza misahirana intsony ary fa natao ho anao izy rehetra ireo💐...
24/01/2024

Robe tendance 😘
Mihaja sy manjakely doly refa miaraka aminay
Aza misahirana intsony ary fa natao ho anao izy rehetra ireo💐💐
Tout tailles disponibles S,M,L👯
Livraison partout à Madagascar🚴🚵
Mp 🥰🥰

Address

Majunga
Mahajanga

Telephone

+261322540229

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manja shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share