For Jesus-Christ

For Jesus-Christ Toy izaho aho anio satria nohazoniny

Tiako Jesosy ❤️
23/02/2026

Tiako Jesosy ❤️

17/03/2024

JESOSY NO FANEVAKO🙋

13/02/2024

Hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra

10/11/2023

🎆🎇✨🎉🎋🎊yyyouuuupiiiii🎈🎆🎇🎊🎉
Fandaharana vaovao be sady tsara be Natao hazahoan-tsika rehetra tombony🎆🎇🎊✨🎈🎉🎀Fiarahana mamaky ny Tenin'Andriamanitra🎇🎆🎊✨🎈🎉

❤Tiako be ity sary ity💓⏰Raha ho avy ny firaisana latabatra @ Tompo any an-danitra dia mba hahazo   ve ianao💌??Dia mba hi...
09/11/2023

❤Tiako be ity sary ity💓
⏰Raha ho avy ny firaisana latabatra @ Tompo any an-danitra dia mba hahazo ve ianao💌??Dia mba hisy ve hipetaka @ ireo seza ireo???(Hoe eto no toeran'i....)
Havako 💞namako💝Ny fanasana dia tsy maintsy misy ary ny fety sy ny firaisana latabatra @ Tompo @ fihinana ilay vaovao ao Aminy dia tsy maintsy misy ary eo andalam-pikarakarana azy mihintsy Ny ao An-danitra ao @ izao💟💌Mbola tsy Tara ry avako eee mbola afaka mamaritra ny fiananao sy manoratra ny anaranao ao @ Andriamanitra sy ao @ bokin'ny fiainana mandrakizay ianao💞💟Efa ho avy Jesosy haka izay Azy sy izay voasoratra ao Aminy ho any Aminy mandrakizay💞💟Tia anao Jesosy💞

17/10/2023

❤Ma force🙋💪❤

Address

Mahajanga

Telephone

+261325931807

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when For Jesus-Christ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to For Jesus-Christ:

Share