05/06/2026
Zava-baovao natoraly ary ara-pahasalamana izay vokarin'ny "Le bar Narurel " 🌿🥤 JUS BAOBAB — Tsiro voajanahary, tombontsoa maro! 🥤🌿
Fantatrao ve fa ny jus baobab dia tsy matsiro fotsiny fa tsara ho an’ny vatana ihany koa? 😍
✅ Manamafy hery fiarovana
✅ Manampy amin’ny fandevonan-kanina
✅ Manome angovo sy fahavitrihana
✅ Tsara ho an’ny hoditra
✅ Mamelombelona sy manala hetaheta
Safidio ny voajanahary, safidio ny fahasalamana 🌿💚
📍 Le Bar Naturel — Ankafizo ny tsiron’ny voankazo sy zava-maniry voajanahary isan’andro 🥤✨