Dina Chic & Choc

Dina Chic & Choc Chez Dina Chic & Choc nous nous engageons à promouvoir une mode durable et responsable.

Avec nos articles de seconde main, vous contribuez à réduire l'impact environnemental. Nous donnons une seconde chance pour les vêtements et accessoires de mode

pataloha jean
23/09/2024

pataloha jean

23/09/2024
23/09/2024

Salama e! Vita Zay ny an'ny ankizy,ka Ireto ndray ny tolotra manaraka, friperie lohany eto ny resaka a🤩

30000ar
22/08/2024

30000ar

miarahaba e!araraoty fa efa akaiky ny fidiran'ny mpianatra an! kitapo vaovao @ sarany mora hatrany fa araraoty an.
22/08/2024

miarahaba e!araraoty fa efa akaiky ny fidiran'ny mpianatra an! kitapo vaovao @ sarany mora hatrany fa araraoty an.

🎒  Ireto ary ny arrivage vaovao,  Kitapo ho an'ny rehetra! 🎒👉Mitady kitapo vaovao ho an'ny fianarana, fitsangatsanganana...
10/08/2024

🎒 Ireto ary ny arrivage vaovao, Kitapo ho an'ny rehetra! 🎒

👉Mitady kitapo vaovao ho an'ny fianarana, fitsangatsanganana, na zavatra hafa? Ireto misy safidy tonga lafatra ho anao!

📣Manomboka amin'ny 15.000 Ar monja, maharitra ary mety tsara amin'ny izao fidiran'ny mpianatra izao . 📣

Raha mahaliana anao, andefaso hafatra miafina na miantsoa ☎️ 034 79 116 50 ☎️ fa vitsivitsy ihany izy ato ! 😉

08/08/2024

Manakory e! amin'ny sabotsy indray ny arrivage sac a dos friperie an araho hatrany ny page

Address

Mahamasina
Mahamasina

Telephone

+261347911650

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dina Chic & Choc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category