Ma Tendance

Ma Tendance Vente

Coucou indray isika rehetra ohTena oe miezaka hatrany izahay manome zavatra tsara ho anareo ka ireto indray ary ny arriv...
26/09/2023

Coucou indray isika rehetra oh
Tena oe miezaka hatrany izahay manome zavatra tsara ho anareo ka ireto indray ary ny arrivage vaovao be ary tena tsara an ,manitra frip hoy isika zay fa tena frip daholo ireo ary mbola tena tsara be mits .
Koa aza misalasala ary miditra Mp na miantso ny numéro efa mahazatra dia 0349929171
Dia afaka miresaka tsara isika an
Ataonay eo ambanin’ ilay photo iany koa ny refiny sy momban’ilay sac @ zay tonga dia hitanareo izay mety😉

Coucou daholo ndray isika rehetra mpanaraka ny page rehetra oh.Misy arrivage vaovao be ireo anKoa manasa antsika hiditra...
14/09/2023

Coucou daholo ndray isika rehetra mpanaraka ny page rehetra oh.
Misy arrivage vaovao be ireo an
Koa manasa antsika hiditra Mp na hiantso ny 0349929171 raha misy mahaliana dia aza adino fa frip avokoa ireo an.
Abonnez-vous

Coucou daholo ndray ôIreto mbola misy cartable @ vidiny mirary anNatao ho antsika mbola tsy nahazo indrindra ho an’ny an...
29/08/2023

Coucou daholo ndray ô
Ireto mbola misy cartable @ vidiny mirary an
Natao ho antsika mbola tsy nahazo indrindra ho an’ny ankizy koa manasa antsika hiditra Mp na miantso ny 0349929171
Zay tena haka dia aleo miteny oe réservéna fa efa lasa ny hafa dia tsy afak atao ahoana intsony an

Coucou maraina daholo ehTonga indray ny arrivage manaraka ho antsika mila sac de voyage ary koa sac à dos.Aza adino abon...
14/08/2023

Coucou maraina daholo eh
Tonga indray ny arrivage manaraka ho antsika mila sac de voyage ary koa sac à dos.
Aza adino abonnez-vous mba tsy ho tara raha vao misy vaovao fa manome ny tsara hatrany izahay.
Aza misalasala miditra Mp na koa miantso ny 0349929171

Bonjour daholo eTonga ny arrivage sac à dos antsika ,tsara be daholo anAza misalasala mandefa Mp na miantso ny:034992917...
03/08/2023

Bonjour daholo e
Tonga ny arrivage sac à dos antsika ,tsara be daholo an
Aza misalasala mandefa Mp na miantso ny:0349929171

Coucou les fillesIreto indray ny arrivage-ntsika manaraka alohan’ any fête de Pâque Frip foana ny antsika anMidira ary M...
04/04/2023

Coucou les filles
Ireto indray ny arrivage-ntsika manaraka alohan’ any fête de Pâque
Frip foana ny antsika an
Midira ary Mp avy hatrany na miantso ny
0337671885
Mankasitraka

Coucou daholo isika mpanaraka ny page .Ireo indray ary ny arrivage e !Tonga dia Mp na koa afaka miantso ny numéro 033767...
25/03/2023

Coucou daholo isika mpanaraka ny page .
Ireo indray ary ny arrivage e !
Tonga dia Mp na koa afaka miantso ny numéro
0337671886

2k23Faly miarahaba antsika rehetra ato @ page izahay. Elaela zay fa mialohan’ny arrivage manaraka dia:Ireto misy sac mar...
14/03/2023

2k23
Faly miarahaba antsika rehetra ato @ page izahay. Elaela zay fa mialohan’ny arrivage manaraka dia:
Ireto misy sac maromaro indray atolotra ho antsika @ vidiny mirary .Efa eo amban’ny photo ny prix
Koa aza misalasala miditra Mp na koa miantso ny
0337671885

09/01/2023

Bonne année 2023
Mirary taona zina ho antsika rehetra 😘❣️🎊🎉

22/12/2022

Address

Fenomanana Mahazoarivo
Mahazoarivo

Telephone

+261349929171

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Tendance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share