15/07/2026
👋 Salama e!
Elaela ihany izay no nangina teto amin'ny pejy. 😄 Fa tany ambadika tany kosa, nandeha tsara foana ny asa.
🧺 Lamba maro no voasasa, voakarakara, ary niverina madio sy mamerovero tany amin'ny tompony.
💙 Misaotra anareo rehetra amin'ny fahatokisana hatrany.
Raha misy lamba miandry hosasana ao an-trano, mandefasa message mivantana ao amin'ny pejy na antsoy izahay.
📞 +261 38 839 1180
📍 Manakara
🤍 Lamba Madio Express – Madio. Mamerovero. Voakarakara am-pitandremana.
🧺✨