10/09/2025
Amin'ny maha '' Institut d'anglais officiellement Expert, Certifié et reconnu à l'échelle mondiale ou globalement ary amin'ny maha en '' Collocations avec partenaires éducatifs mondiaux '' sy amin'ny maha '' Un Tremplin pour bonifier vos opportunités académiques et professionelles '' anay dia faly ny tenay milaza aminareo rehetra Ray aman-dreny manan-janaka, Tanora , Mpiasa ary mpampianatra fa:
👉Misokatra ho antsika jiaby fampianarana teny anglisy mivantana andakilasy (présentiel)sy ampitain-davitra (en ligne visio conférence) Zay fampianarana farak'izay haingana indrindra satria mahavita iray volana monja dia efa mahay miteny misosa ianao.
👉 Misokatra ho antsika jiaby efa nianatra teny anglisy tany amin'ny toeran-kafa nefa maniry mba te haka sy Mila Examens internationaux toy A1/ A2/ B1/ B2/ C1/ C2( ADVANCED ENGLISH DIPLOMA)/ TESOL/ TEFL(🇺🇲UNITED STATES 🇺🇲& 🇬🇧TESOL/TEFL (UNITED KINGDOM 🇬🇧,diplômes internationaux ary certificats internationaux raha toa ka mila izany ianao fa tsy maintsy mandalo ''Teste d'éligibilité '' nefa.
👉Tsy vitan'izay fa raha mianatra ato amin'ny 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR CENTRE EXPERT INTERNATIONAL ET CERTIFIÉ MONDIALEMENT 🇺🇲🌎 VOALOANY ETO MADAGASCAR IANAO dia Mbola mahazo fampianarana teny 🇪🇦 ESPAGNOL 🇪🇦 maimaim-poana aoriany roa volana nianarany tato aminay, mahazo fampianarana teny 🇧🇬 ITALIANINA 🇧🇬 maimaim-poana koa ianao aoriany Telo volana nianaranao.
👉Misy ny fampianarana mivantana andakilasy.
👉Misy ny fampianarana ampitain-davitra visio conférence.
👉Misy ny fampianarana à domicile, mpampianatra no manatona any aminareo.
👉Misy ny fampianarana spécial weekend samedi et dimanche 8h-11h raha tsy afaka mianatra andavanndro.
👉Misy ny fampianarana spéciale ireto ENTREPRISE Zay mila fampianarana ''Anglais des affaires qualifiant''.
Toerana misy 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎 maneran'ny NOSY Dia:
1- ANTANANARIVO P6TC MADAGASCAR-Powerful Tesol/Tefl/Teyl/Teal/Teol Training Course
2- Antsirabe P6TC -Madagascar in Antsirabe
3- TAMATAVE P6TC- Madagascar in Tamatave
4- MAHAJANGA P6TC - Madagascar in Mahajanga
5- FIANARANTSOA P6TC -Madagascar in Fianarantsoa
6- MANANARA -NORD P6TC -Madagascar in North Mananara
7- DIEGO-SUAREZ P6TC -Madagascar in Diego-Suarez
8- TOLIARA P6TC - Madagascar in Toliara
Fanamarihana : raha mitady fampianarana azo antoka sy betsaka tombontsoa indrindra ary diplôme international tena eken'zao tontolo Zao ianareo Dia Tonga mianatra ato amin'ny 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎 fa izahay irery no CENTRE CERTIFIÉ ET EET EXPERT INTERNATIONAL '' eto Madagascar Ary diplôme international izay eken'zao ÉTATS-UNIS SY ANGLETERRE sy ''Tampon Rouge International ''mihitsy omenay.
Fidirana manaraka :
08 septembre 2025
15 septembre 2025
22 septembre 2025
06 Octobre 2025