Zaitra Kely

Zaitra Kely "Zaitra kely"
Une entreprise familiale de couture sur mesure et des petits produits de création

Salama daholo ve ooo??hizara ny asa vita kely ndray androany oo. 2vestes wax tsara kely😁😍 Mirary tontolo andro tsara be ...
25/11/2022

Salama daholo ve ooo??
hizara ny asa vita kely ndray androany oo. 2vestes wax tsara kely😁😍
Mirary tontolo andro tsara be ho antsika rehetra oo😘😘

Miarahaba antsika rehetra e😁😁Somary sairana kely zahay de tsy henoheno teo a zao, izara modèle lamody a ry zareo androan...
24/11/2022

Miarahaba antsika rehetra e😁😁
Somary sairana kely zahay de tsy henoheno teo a zao, izara modèle lamody a ry zareo androany a, réalisable tsara ato amin'ny Zaitra Kely (efa nisy napanjaitra an'ilay izy tato mo zany, miandry ny sary tsika )ary amin'ny herinandro ihany dia efa vita. MBOLA TSY MISY LAMBA ATO AMIKO😅😅😅 vao andeha itady lamba ze tinareo ka noho izany dia mandray commande atramin'ny androany ariva ny tenanay oo. Miandry anareo any ami Mp za ee, fa ra misy modèke tinareo ko alefao ihany aloha ary eee

Manao pante flaire ihany ko Zaitra Kely ry zareo aaaa. Efa commandinolona io fa mandray commande fona zahay de toutes le...
16/11/2022

Manao pante flaire ihany ko Zaitra Kely ry zareo aaaa. Efa commandinolona io fa mandray commande fona zahay de toutes les tailles de toutes les couleurs, mo ho avy tsy ho ela ny arrivage de couleur, Tongava en mp fa aza adinoina ny mijaime sy mpartage ny pejy aaaaa
ID:ZK02 20000ar sy 15000AR selon ny tissu tinareo

   👉 ID: ZK01 💥 30000ar💥création an'i Zaitra Kely androany ary ooo,Disponible de suitePasser votre commande en mp😘😘
11/11/2022

👉 ID: ZK01 💥 30000ar💥
création an'i Zaitra Kely androany ary ooo,
Disponible de suite
Passer votre commande en mp😘😘

 Asa Vita an'i Madame Hary Mpitreboky aryyy Veste+gilet+pantalon
10/11/2022


Asa Vita an'i Madame Hary Mpitreboky aryyy Veste+gilet+pantalon

Salama daholo😘😘Ny   scrunhies dia misy fona fona ato aminay amin'ny vidiny 1000arRaha oatra kossa ianareo ka icommande c...
08/11/2022

Salama daholo😘😘
Ny scrunhies dia misy fona fona ato aminay amin'ny vidiny 1000ar
Raha oatra kossa ianareo ka icommande couleur manokana dia mandeha lots de 5.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ry zareo aa🥳🥳

Arrivage 💯💯💯Tote bag tissu soga ID:T01 12000arTote bag tissu coton ID:T02 10000arVeuiller lire nos conditions de vente e...
07/11/2022

Arrivage 💯💯💯
Tote bag tissu soga ID:T01 12000ar
Tote bag tissu coton ID:T02 10000ar
Veuiller lire nos conditions de vente et passer directement en mp

Bonjour la communauté. 👋👋Avant la publication de nos créations, voici quelques notes à savoir. Les produits de la page s...
05/11/2022

Bonjour la communauté. 👋👋
Avant la publication de nos créations, voici quelques notes à savoir. Les produits de la page se divisent en deux:
pour des designs de petite couture comme des sacs, des scrunchies, des rideaux, lambahoany, des nappes de tables, des langes bébé...
pour des vêtements sur mesure
La page reçoit des commandes. Pour toute autre question passer en message privé.
Veuillez lire les conditions de vente et des notes sur nos services ci-dessous
👇👇👇

Miarahaba antsika rehetra oo.
Mialoan'ny izarana aminareo ny asa tananay ato dia tsara ho fantatra fa mizara roa ny vokatra ataonay:
no ilazanay ireo etana majinijinika rehetra toy ny poketra, lambandatabatra, lambahoany, lambanjaza, fatobolo, sns
kosa no izaranay ny akanjo lamaody
Mandefasa hafatra miafina raha misy na tinao ho atao.
Itanao ato ambany ato ny fepetra rehetra amin'ny varotra sy famandrihana
👇👇👇
Zarao fa mety ahasoa ny hafa ny pejy a

02/11/2022

Tonga soa eto amin'ny Pejy o.🥳🥳🥳🤩
Ela niketriketrehana dia zay vo masaka e!🥰🥰
Noho ny fivelaran'ny asa tanana izay ataonay dia ato no izarana ny zaitra kely rehetra ataonay mianakavy kely. Varotra Zaitra Kely, fizarana didin'akanjo, lalao ahazoana loka sy ny maro samy hafa. Zarao ny pejy, tsindrio ny "j'aime". Raha te ijery mivantana ny asa vita mo zany dia Tongava aty aminay e, adresse Madame Hary mpanjaitra tsy miova😄😃

Address

Ankaditoho
Marohoho

Telephone

+261326710203

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaitra Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zaitra Kely:

Share