Mysse ketrika.

Mysse ketrika. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mysse ketrika., Boutique Store, Lot e 368 bis tsaralalana, Moramanga.

Mbola manantena anareo foana gôna zahay hanohanq ny vita Malagasy sy avy eto amin'ny tanantsika ah🐝🍯🙏
04/06/2026

Mbola manantena anareo foana gôna zahay hanohanq ny vita Malagasy sy avy eto amin'ny tanantsika ah🐝🍯🙏

24/09/2025

Salama!sao mba misy olona manakalo na mividy lamba friperie tsaikany ato azafady💰💰

Misaotra gona nitsidika sy nanjifa tao amin'ny stand-nay ah🙏🏻🙏🏻Mboka vonona foana hanome fahafam-po anareo izahay☺🐝Antso...
25/05/2025

Misaotra gona nitsidika sy nanjifa tao amin'ny stand-nay ah🙏🏻🙏🏻
Mboka vonona foana hanome fahafam-po anareo izahay☺🐝
Antsoy ny 0345521726📱

Ny ekipa rehetra ato amin'ny Mysse ketrika dia faly miarahaba ny Reny rehetra nahatratra izao fety anio izao,ho samy Sal...
25/05/2025

Ny ekipa rehetra ato amin'ny Mysse ketrika dia faly miarahaba ny Reny rehetra nahatratra izao fety anio izao,ho samy Salama sy ambinina amin'izay atao💪🏻☺

Tongava maro fa tsy hisy surprise homaninay ho anareo,misy dégustation kou an😋😋
21/05/2025

Tongava maro fa tsy hisy surprise homaninay ho anareo,misy dégustation kou an😋😋

Handray anjara indray isika amin'ity adiany faha-3 foara gona miketrika ity😉Ho avy ihany kou ny mpiaramiombon'antoka ami...
20/05/2025

Handray anjara indray isika amin'ity adiany faha-3 foara gona miketrika ity😉
Ho avy ihany kou ny mpiaramiombon'antoka amin'ny Mysse Ketrika de ny Luxa Apiculture Moramanga
Ho hitanao ao daolo reo vokatra nampiavaka anay hatramin'izay,amin'ny endrina mafaty2 kely🥰
Misy dégustation😋 fa tongava maro gona
ah!
Tsy misy vidim-pidirana nefa maro be reo zavatra mahasoa ho hitanao ao

Ny ekipa rehetra eto amin'ny Mysse ketrika dia faly miarahaba antsika nahatratra ny taona vaovao 2025Ndao ankafizintsika...
02/01/2025

Ny ekipa rehetra eto amin'ny Mysse ketrika dia faly miarahaba antsika nahatratra ny taona vaovao 2025
Ndao ankafizintsika foana foana ny fianana eh☺☺

Coucou daolo👋👋Aza adino fa mbola vonona ny hamatsy anao ny vokatra Ankafizo izahay!Afaka manao livraison n'aiza n'aiza m...
10/10/2024

Coucou daolo👋👋
Aza adino fa mbola vonona ny hamatsy anao ny vokatra Ankafizo izahay!
Afaka manao livraison n'aiza n'aiza misy anao🚙🏍️
Antsoy 0345521726 na mp ato amin'ny pejy

Misaotra antsika parents rehetra nametraka ny fitokisana taminay tamin'ny fividianana ireo fourniture 👩‍🎓Mbola vonona ha...
19/09/2024

Misaotra antsika parents rehetra nametraka ny fitokisana taminay tamin'ny fividianana ireo fourniture 👩‍🎓
Mbola vonona hatrany izahay hanome ny tsara indrindra avy Aty aminay🥰
Mahaiza fianarana daolo rankizy ah😉☺️

Cc les parents,Ho antsika eto Moramanga sy ny manodidina!Sahirana ve enao mitady fitaovam-pianarana tsara sy mora vidy?t...
05/07/2024

Cc les parents,
Ho antsika eto Moramanga sy ny manodidina!
Sahirana ve enao mitady fitaovam-pianarana tsara sy mora vidy?tsy manana fotoana hitetezana mpivarotra hanangonana ireo pitsopitsony anaty lisitra nomen'ny sekoly?
Aza manahy fa eto izahay afaka miantsena ho anao,omenareo fotsiny ny lisitra sy ireo marque tinareo de ataonay livraison a domicile ireo fourniture scolaire ho an'ireo sombiniainareo ireo🥰
Afaka personalise-na koa ny etiquette rehetra🦋
Raha mahaliana anao aza de antsoy ny 0345521726 na alefaso ny mp
Efa betsaka ireo nametraka fitokisana taminay nandritra ny fotoana maro ka aza manahy gona fa ataonay hafampo nareo ah🤩

Address

Lot E 368 Bis Tsaralalana
Moramanga
514

Telephone

+261345521726

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mysse ketrika. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category