13/05/2026
"Ahoana no ijoroan'ny mpino kristiana ao anatin'ny tontolo feno fahalovana"
Araka ny tenin'Andriamanitra ao @ Jaona 17:15
Io no lohahevitra ifampizarantsika @ sabotsy izao
🏠 Oniversirty Ravelojaona Moramanga
🕛 2ora3
⚒️ Baiboly
Hisy atelier hianarana "tacos" aorian'ny fotoana