Tsena style

Tsena style Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena style, Apparel & Clothing, moramanga, Moramanga.

🙂🙂tongasoa eto @ page ny tsena style👗💃vente de vêtements et accessoires 😍😍
☂️👡Divers articles et décoration
👍👍Qualité premium et prix abordable
🚲🛵Livraison possible
☎️ : 0343669061/0338761515
Whastapp : 0345201127

01/06/2026

Hitondra Fanambinana sy fitahiana ho antsika anie ity volana ity 😍❤️
fans

31/05/2026

🌷 Mirary Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra! 🌷
Amin'izao Fetin'ny Reny izao, dia mirary fahasalamana, faharetana, fahombiazana ary fifaliana ho an'ny reny rehetra. Mankasitraka amin'ny fitiavana
💖 Enga anie ho feno fitahiana sy fahasambarana ny fiainanareo, ary ho valin'ny soa rehetra ataonareo ny fitiavana sy fanajana avy amin'ny fianakaviana sy ny manodidina.
🌹 Tratry ny Fetin'ny Reny! Ho ela velona sy ho sambatra mandrakariva anie ianareo. 🌹
Manaova fety sambatra daholo 💋💋

fans

❤️🙏
29/05/2026

❤️🙏

28/05/2026

Arao hatramin'ny farany ny vidéo 😍
fans

27/05/2026

Ity hafatra mafonja ity no entiko hirarina torimaso mamy ho antsika rehetra 😍💋
fans

❤️❤️
27/05/2026

❤️❤️

Ireto misy idées de business kely mety tsara hoan’ny vehivavy 🥰💡Sady azo atomboka tsikelikely no mety hahazoana clients ...
26/05/2026

Ireto misy idées de business kely mety tsara hoan’ny vehivavy 🥰💡
Sady azo atomboka tsikelikely no mety hahazoana clients sy followers koa ❣️

🌸 1. Vente produits beauté & soins
Crème, huile naturelle, soins volo curly, gloss, parfum miniature… tena be mpitia 😊

🧁 2. Pâtisserie na goûter maison
Cookies, donuts, gâteau en tranche, jus naturel… indrindra raha atao joli ny présentation 😍

🪴 3. Déco maison handmade
Vazy ciment, bougie parfumée, cache-pot, déco serviette + ciment ireny 😍 tena tendance be izao

👗 4. Vente vêtements & accessoires
Robe, sac, bijoux, lunettes, sandales… indrindra raha manao “photo porté” tsara 💕

📱 5. Créatrice contenu Facebook/TikTok
Astuces beauté, coiffure, citations, statuts, recettes, lifestyle… afaka mahazo followers sy collaborations mihitsy 🥰

💇🏽‍♀️ 6. Coiffure à domicile
Curly, tresses, soins naturels, brushing… maro ny vehivavy mila fikarakarana volo 😊

🕯️ 7. Fabrication savon ou huile naturelle
Savon curcuma, savon riz, huile pousse cheveux… mora manintona clients raha tsara packaging ✨

📸 8. Vente “articles girly”
Miroir LED, accessoires téléphone kawaii, gourde jolie, agenda, stickers… tian’ny ankizivavy be 💖

💡Astuce kely:
Na business tsotra aza dia:
✔️ Ataovy madio sy joli ny sary
✔️ Miresaha am-pitiavana amin’ny clients
✔️ Alefaso matetika ny statuts sy vidéos
✔️ Aza kivy raha mbola miadana ny début 😊

“Ny business kely atomboka amin’ny fo sy faharetana… mety ho lasa zavatra lehibe rahatrizay 💕✨”
fans
Candy Andy
Chantal Ravolarisoa

Ireto ndray ary eee 😁 Fantarao ve fa misy karazany 30 ireo karazana kiraron'ny vehivavy?🩴🥿👠👡👢👞👟🥾Misy ny natokana hoan'ny...
25/05/2026

Ireto ndray ary eee 😁
Fantarao ve fa misy karazany 30 ireo karazana kiraron'ny vehivavy?🩴🥿👠👡👢👞👟🥾

Misy ny natokana hoan'ny sport 🏆 andro mangatsika 🥶 fitena isan'andro 🩴 entina mivoka 💃 andro fety 🎉 mihaja 💗 sns...

Samy manana ny fotoana tokony hitondrana azy avokoa ireo ☺️Mbola mety misy maro hafa tsy voatanisa.

Ireo aloha izao no tena malaza sy be mpankafia

👉Firy amin'ireo no fantatrao?

👉Firy no anananao?

👉Iza no tena tinao? Lazao ao amin'ny commentaire 💬

Zarao amin'ny hafa raha nahaliana anao🔄

Aza adino ny manaraka hatrany ny pejy❣️🫶

Tafandrimandry eee ❤️🙏 fans
24/05/2026

Tafandrimandry eee ❤️🙏
fans

23/05/2026

Address

Moramanga
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share