Association FAMMI

Association FAMMI F.A.M.M.I (Famoronana Asa Miainga avy amin'ny zava-Misy) Famoronana Asa Miainga amin'ny zava-MIsy

Mbola manao "collecte de fond" hatrany ny "association FAMMi" ka faly manolotra ho antsika "drap sy ondana 3places cotto...
28/05/2026

Mbola manao "collecte de fond" hatrany ny "association FAMMi" ka faly manolotra ho antsika "drap sy ondana 3places cotton" amin’izao fetin’ny reny izao.
Prix de gros (+de 5) 20.000ar
Pièce 25.000ar
Raha misy maniry hanjifa na hiditra mpikambana ,iangaviana hiantso ny laharana 0337147129

B***e friperie izay hanafatra, mandefasa hafatra miafina dia alefa aminao ny andinindininy 45kgTeddy  800.000arBodysuit ...
30/04/2026

B***e friperie izay hanafatra, mandefasa hafatra miafina dia alefa aminao ny andinindininy 45kg
Teddy 800.000ar
Bodysuit 1.000.000ar
Pull robe femme: 500.000ar
Pantalon sport homme 600.000ar
Capuche 400.000ar
Manteau femme lava 450.000ar

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Eric Sy Mana, Ralison Andriamandranto, Sarah Andria Rasamison, Florida Clodie ...
29/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Eric Sy Mana, Ralison Andriamandranto, Sarah Andria Rasamison, Florida Clodie Roudan, Manda Mahefa, W***y Car, Hashtag Madagascar, Fanantenana Meyssiah

Pull pour homme Prix:15.000ariary
26/04/2026

Pull pour homme
Prix:15.000ariary

15/04/2026
Vin rouge doux ❤️ vin blanc apéritif à l’ananas❤️ apéritif à l’orange ❤️apéritif au coco ❤️ vin blanc moelleux 🍷 **Céléb...
02/02/2026

Vin rouge doux ❤️ vin blanc apéritif à l’ananas❤️ apéritif à l’orange ❤️apéritif au coco ❤️ vin blanc moelleux

🍷 **Célébrez l'Amour avec un Verre de Vin !** ❤️

Cette Saint-Valentin, offrez à votre tendre moitié une bouteille de vin soigneusement sélectionnée. Que ce soit pour un dîner romantique ou un moment de détente à deux, nos vins ajouteront une touche spéciale à votre soirée.

✨ **Offre Spéciale st Valentin : une bouteille de vin + un élégant verre à vin + une boîte en carton pour une présentation parfaite: le tout à seulement 25.000ariary** ✨

✨ une boîte en carton pour 2vins: 4.000ar

✨ une bouteille de vin: 15.000ar

Commandez maintenant et faites de cette Saint-Valentin un moment mémorable !

📞 Contactez-nous dès aujourd'hui !
0337147129

Hanohanana ny association F.A.M.MI ny tombony rehetra azo

Bonne année à toutes et à tous !En 2025, grâce à votre engagement, votre solidarité et votre enthousiasme, notre associa...
03/01/2026

Bonne année à toutes et à tous !
En 2025, grâce à votre engagement, votre solidarité et votre enthousiasme, notre association a pu relever des défis, accueillir de nouveaux membres et partager des moments forts. Merci pour votre temps, votre énergie et votre sourire qui font vivre notre collectif. Que 2026 soit synonyme de projets inspirants, de rencontres chaleureux et de réussites collectives.

Ny association FAMMi Famoronana asa Miainga amin’ny zava_misy dia  miara_miasa amin’ny orinasa mpamokatra divay SOVINA a...
31/12/2025

Ny association FAMMi Famoronana asa Miainga amin’ny zava_misy dia miara_miasa amin’ny orinasa mpamokatra divay SOVINA ao Fianarantsoa. Mba ampiodinana ny association dia arotsaka tanteraka ho azy ny tombony azo.
Koa manentana antsika hanjifa ny divay "les compagnons de la vigne" amin’ny vidiny 15.000ar.
Sady manohana ny tanorantsika eto Moramanga no ho afa_po amin’ny hatsaran’ny divay.
Misy karazany 5 ny divay apéritif au coco, a l orange, a l ananas, vin blanc sec , moelleux ary vin rouge doux
0341645030

28/11/2025

‼️‼️ANTSO MAIKA HO AN'NY TANORA ‼️‼️

Mba ahafahana mamolavola ny fananganana ny sampana ho an'ny tanora eto Madagasikara - izay programan'asa iarahana amin'ny FAO ao anatin'ny Fivoriambe maneran-tany momba ny sakafo (Chapitre de la jeunesse du Forum Mondial de l'Alimentation / Youth Chapter - World Food Forum), dia manao izao antso izao ho antsika Tanora Malagasy avy amin'ireto faritra ireto manaraka ireto :
-Itasy
-Vakinakaratra
-Bongolava
-Amoron’i mania
-Haute matsiatra
-Ihorombe
-Vatovavy
-Fitovinany
-Atsimo-atsinanana
-Alaotra mangoro
-Antsinanana
-Analajirofo
-Ambatosoa
-Betsiboka
-Melaky
-Sava
-Diana
-Menabe
-Atsimo-andrefana
-Androy
-Anosy

Mba ho isan'ny mpisolo-tena ny faritra nihaviana, mandritra ny lahadinika izay ho ta terahina ny 2-5 Desambra 2025.

Toy izao no fepetra takiana amin'ny mpiso-tena :
📌tanora 18-35 taona
📌Mahafantatra tsara ny faritra soloiny tena
📌Anaty fikambanana na tompon'andraikitra mpitarika (leader / Responsable)
📌Misehatra amin'ny "système alimentaire" (ny sakafo sy ny tontolo manodidina azy)
📌Afaka ny hanatrika feno ny atelier mandritra ny 2-4 Desambra 2025
📌ary farany fa tsy ny kely indindra, vonona tanteraka ho solotenan'ny faritra misy azy ary ho isan'ny mpikambana mavitrika handrafitra ny "Youth Chapter - World Food Forum Madagasika"

🎯 Tanjon'ny sampana ho an'ny tanora : fampandraisana andraikitra ny tanora ahafahana manatsara ny rafitra ara-tsakafo eto an-toerana sy hanatrarana ireo tanjona ho an'ny fampandrosoana lovain-jafy.

Raha manana fahavonona ny amin'izany vina iraisana izany ianao, dia manasa anao hameno ny taratasy fisoratana anarana (hatramin'ny Alahady 23 Novambra 2025, @ 5 ora ariva)
👇👇👇
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfxaFxevThPfmeDVobBqYFOEqiPgrH0LvcXOQ1bPlpIfRYawA/viewform?usp=header

Zarao araka izay azonao atao, ho soa iombonana! 🇲🇬

06/06/2025

Nous sommes une association à but non lucratif dédiée à l'accompagnement des jeunes dans leur parcours vers l'emploi et l'entrepreneuriat.

👉🏕Nos activité pour le moment:
Vente de friperies pour soutenir nos initiatives.
Formations professionnelles dans différents domaines comme la mode (couture, l'onglerie, coiffure), agribusiness
(l'élevage de vers de terre pour le compostage...)

🙏🌎Nous croyons en l'importance de l'autonomisation des jeunes et nous nous engageons à fournir les outils et les ressources nécessaires pour réussir 💪

👉👉Pour en savoir plus ou pour vous inscrire à nos formations, n'hésitez pas à nous contacter ! 0337147129

Address

Moramanga
514

Telephone

+261341645030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association FAMMI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share