28/10/2026
๐จ MรLASMA SA OCHRONOSE?
TSY MITOVY NY ANTONY, KA TSY MITOVY KOA NY FITSABOANA!
Samy mety hiteraka tache eo aminโny tarehy izy roa. Fa tsy hoe izay mihamainty rehetra dia ยซ panda efa lalina ยป.
๐ค MรLASMA: INONA NO MAHATONGA AZY?
Ny mรฉlasma dia miseho rehefa lasa mavitrika loatra ireo sela mpamokatra mรฉlanine, ilay pigment manome loko ny hoditra.
Tsy antony tokana no mahatonga azy, fa fitambaran-javatra:
โข Fironana ara-pirazanana (hรฉrรฉditaire): mety ho mora voa kokoa raha misy ao aminโny fianakavina a.
โข Masoandro sy hazavana hita maso, stress be loatra : mampitombo ny pigmentation.
โข Fiovanโny hormones: indrindra mandritra ny fitondrana vohoka na aminโny fampiasana pilule sasany.
๐ Afaka manana mรฉlasma na dia tsy mbola nampiasa crรจme รฉclaircissante aza.
Ahoana ny fisehony?
Tache fisaka, volontany mazava na maizina, indraindray volondavenona. Matetika mifandanja aminโny lafiny roa: takolaka, handrina, amboninโny molotra. Aminโny ankapobeny, tsy marary na mangidihidy izy.
๐ต OCHRONOSE EXOGรNE: INONA NO MAHATONGA AZY?
Mifandray indrindra aminโny fampiasana hydroquinone maharitra, indrindra raha tsy voafehy ny fatra na (concentration )sy ny faharetany. Misy akora hafa, toy ny rรฉsorcinol mercure , mety hiteraka azy koa.
Misy loko mainty na (pigment )tsy ara-dalร na miangona ao aminโny derme, ilay sosona lalina kokoa aminโny hoditra.
๐ Tsy ny hormones no antony fototra eto. Ary tsy hoe mรฉlasma niova ho ochronose ho azy: mety ilay produit nampiasaina hitsaboana tache no niteraka olana fanampinyka lasa ochronose
Ahoana ny fisehony?
Mihamaizina tsikelikely ireo faritra nanosorana produit: mety ho volondavenona na manga-mainty, ary indraindray misy teboka madinika mibontsina.
โ ๏ธ Mety hitovitovy endrika izy roa, ary afaka miaraka. Tsy ampy ny loko na sary fotsiny hanamafisana diagnostic. Mety mila fizahana dermatologue sy biopsie indraindray.
Raha Tena vonona hanaraka fitsaboana matotra sy azo antoka ianao hanalana panda dia natao h anao y โโprogramme zรฉro tache by Larchimode โโ manasa anao hiditra mp na whatsup 0344491341