RSM Fashion

RSM Fashion Fa na dia kely aza ny niandohanao,dia ho lehibe indrindra ny fiafaranao

🥰 ARRIVAGE ROBE MAXI🥰🎁50000 Ar🎁📩Mp ou☎️0347374433🛍️ Livraison partout à Mada 🚐
09/06/2026

🥰 ARRIVAGE ROBE MAXI🥰
🎁50000 Ar🎁
📩Mp ou☎️0347374433
🛍️ Livraison partout à Mada 🚐

15/04/2026

❌ 𝐀𝐙𝐀 𝐓𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀…

Aza terena ny olona hitia anao
Aza terena ny olona hinamana aminao
Aza terena ny olona hijanona eo amin’ny fiainanao

Satria rehefa manery ianao…
tsy fitiavana no mitazona azy eo,
fa tombontsoa hitany aminao.

Ny marina tsy tian’ny olona ho re :

Rehefa manenjika olona tsy miraharaha anao ianao…
Tsy fitiavana no fahitan’izy ireo anao
Fa fahalemena

Ary rehefa hitan’olona ho malemy ianao…
➡️ Tsy hohajainy
➡️ Fa hohararaotiny

Ny lesona ho anao :

– Tsy namaly izy ? ➝ Efa valiny izany
– Tsy mitady anao izy ? ➝ Efa mazava izany
– Tsy manome lanja anao izy ? ➝ Aza manery intsony

Aza mi-insiste amin’ny olona tsy tia
Aza mangataka toerana amin’ny olona tsy manome azy

Fanontaniana tokony apetrakao :

Tsy hoe : “Fa maninona izy no manao ahy toy izao ?”
Fa hoe : “Fa maninona aho no mbola manaiky itondrana ahy toy izao ?”

Raha te handroso sy ho sambatra dia ireto no tokony hifantohanao :

✔️ Ireo olona tena mankatia sy manaja anao
✔️ Ny fidiram-bolanao sy ny asanao
✔️ Ny fananganana zavatra misy lanja ho an’ny hoavinao

Ny fanerenao olona dia fampijalianao ny tenanao no sady fanakananao anao handroso

Réussir avec Martin

🥰Robe maxi🥰💥Taille standard 💥🎁45000 Ar🎁✉️Mp ou☎️0337374433🛍️ Livraison party à Mada 🚐
07/03/2026

🥰Robe maxi🥰
💥Taille standard 💥
🎁45000 Ar🎁
✉️Mp ou☎️0337374433
🛍️ Livraison party à Mada 🚐

Robe gasigasy📞0347374433
25/01/2026

Robe gasigasy
📞0347374433

❤️Bandoulière manjakely❤️🎁30000 Ar🎁📞0347374433
24/01/2026

❤️Bandoulière manjakely❤️
🎁30000 Ar🎁
📞0347374433

Robe pull 2 pièces 40000Ar
30/06/2025

Robe pull 2 pièces
40000Ar

🥰Dispo de suite🥰🎁45000 Ar🎁📞0334082362🛍️ Livraison partout à Mada 🚐
29/09/2024

🥰Dispo de suite🥰
🎁45000 Ar🎁
📞0334082362
🛍️ Livraison partout à Mada 🚐

🥰Mahafatifaty kely🥰🎁30000 Ar🎁📞0334082362🛍️ Livraison partout à Mada 🚐
19/09/2024

🥰Mahafatifaty kely🥰
🎁30000 Ar🎁
📞0334082362
🛍️ Livraison partout à Mada 🚐

🥰Bandoulière mamy kely🥰🎁35000ar🎁📞0334082363🛍️ Livraison partout à Mada 🚐
19/09/2024

🥰Bandoulière mamy kely🥰
🎁35000ar🎁
📞0334082363
🛍️ Livraison partout à Mada 🚐

🥰Tsara kosa ity e🥰💥Taille L💥🎁70000 Ar🎁📞0334082362🛍️ Livraison partout à Mada 🚐
09/09/2024

🥰Tsara kosa ity e🥰
💥Taille L💥
🎁70000 Ar🎁
📞0334082362
🛍️ Livraison partout à Mada 🚐

Address

Ambanitsena RN2
Rn2

Telephone

+261334082362

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RSM Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share