18/05/2026
Hello hello!ela ela indray isika an😁
Ity indray misy zava-baovao atolotray anareo aloha eh😄
Izy no efa manambady na vao mikarakara na tsy voatery fanambadiana ary fa te ankalaza anniversaire miavaka kely,baptême sy te anao fety fotsiny tsotr'izao eh na koa manana fianakaviana,namana ikarakara fety na ikarakara mariage,fiançailles sns🤭
Miresaha @ ZM Créations by Zazah malins fa vonona hamaly ny hetahetanao zareo ao😊034 02 910 23
✨ Ataovy miavaka ny évènement-nao, ary avelao izahay hikarakara ny hatsarany.”