29/08/2026
✨🥃 FY ARRANGÉ EST DE RETOUR ! 🥃✨
Efa ela no niandrasana… 😍
Fa FY Arrangé dia miverina indray miaraka amin’ireo saveurs tena ankafizinao! ❤️
🌿 KARAZANY DISPONIBLES :
🍯 Tamarin Miel
🍎 Jujube Miel Vanille
🌶️ Gingembre Cola Cannelle
🍊 Grenadelle Miel
✨ 45° – Qualité supérieure
🏠 Fait maison
🌿 Saveurs authentiques
🇲🇬 Produit local
🔥 FY ARRANGÉ EST DE RETOUR !
Aza tara manjifa 😉
📩 Raha mahaliana anao dia midira MP hahafantarana ny disponibilité sy ny vidiny