22/02/2025
đą MAHAY JEJOO â Et si tu apprenais Ă sublimer ta silhouette ? âšQuelle est ta morphologie?
Chaque corps est unique, et bien comprendre sa morphologie, câest la clĂ© pour choisir des vĂȘtements qui mettent en valeur tes atouts naturels đ. Car oui, la mode sâadapte Ă toi, et non lâinverse ! đ
đ Pourquoi est-ce important ? â
Savoir quelle est votre morphologie (A, V, H, etc.) vous aide Ă choisir des vĂȘtements qui Ă©quilibrent votre silhouette et mettent en avant vos atouts naturels. Fini les essayages interminables et les tenues qui ne vous correspondent pas ! Avec nos astuces, chaque piĂšce de ton dressing devient ton alliĂ©e.
đ Comment connaĂźtre sa morphologie ?
1ïžâŁ Observez vos proportions devant un miroir : Ă©paules, taille, hanches.
2ïžâŁ Prenez vos mesures si besoin : tour dâĂ©paules, de taille et de hanches.
â
Morphologie A (ou pyramide)
đ Hanches plus larges que les Ă©paules ?
đ Pour les femmes : Optez pour des vĂȘtements qui attirent le regard vers le haut avec des Ă©paulettes, des cols bateau ou des vestes structurĂ©es.
đș Pour les hommes : Optez pour des vestes ajustĂ©es aux Ă©paules et des pantalons droits pour Ă©quilibrer la silhouette.
â
Morphologie V (ou pyramide inversée)
đ Ăpaules plus larges que les hanches ?
đ Pour les femmes : Optez pour des jupes Ă©vasĂ©es, des pantalons fluides et des dĂ©colletĂ©s en V sont vos meilleurs alliĂ©s.
đș Pour les hommes : PrivilĂ©giez les pantalons droits ou lĂ©gĂšrement ajustĂ©s pour harmoniser les proportions.
â
Morphologie H (ou rectangulaire)
đ Ăpaules, taille et hanches alignĂ©es ?
đ Pour les femmes : Structurez la taille avec des ceintures, des coupes cintrĂ©es ou ajuster pour donner une allure encore plus Ă©lĂ©gante.
đș Pour les hommes : Jouez sur les contrastes avec des vestes ajustĂ©es et des pantalons lĂ©gĂšrement fuselĂ©s pour donner du relief Ă la silhouette.
Quelle est ta morphologie? Suivez cette page pour plus de conseils et des astuces mode adaptées à votre morphologie!
-----------------------------------------------------------
đą MAHAY JEJOO â Ahoana raha mianatra mampiavaka ny bikanao ianao ? âš
Samy manana ny bikany ny tsirairay, ary ny fahafantarana hoe manao ahoana ny endriky ny vatanao no hanampy anao hifidy akanjo mety aminao sy mampisongadina anao đ. Ie, ny lamaody no tokony hifanaraka aminao, fa tsy ianao no tokony hifanaraka aminâny lamaody ! đ
đ Fa maninona no ilaina izany ? â
Rehefa fantatrao hoe inona ny endriky ny vatanao (A, V, H, sns.), dia ho mora aminao ny hisafidy akanjo manome lanja sy manome endrika tsara anao. Tsy mila mandany fotoana ela aminâny fanandramana akanjo intsony. Rehefa mahay mifidy akanjo ianao, dia hivoaka ho azy ny hatsaranâny tenanao.
đ Ahoana no ahafantarana ny bikanao?
1ïžâŁ Jereo aminâny fitaratra ny fifandanjanâny soroka, valahana ary ny andilana.
2ïžâŁ Raha ilaina, refeso : ny soroka, ny andilana, ary ny valahana
â
Bika âAâ (na vatana miendrika piramida)(
đ Mivelatra kokoa ny valahanao noho ny sorokao ?
đ Ho anâny vehivavy : Misafidiana akanjo manintona ny maso aminâny tapany ambony toy ny akanjo misy âepauletteâ, akanjo misy vozona mivelatra, na palitao misy endrika tsara.
đș Ho anâny lehilahy : Tsara kokoa ny palitao mifanaraka aminâny soroka sy pataloha mahitsy mba hampifandanjana ny bika.
â
Morphologie V
đ Mivelatra kokoa ny soroka noho ny valahana ?
đ Ho anâny vehivavy : jupes evazĂ©es, pataloha malalaka sy akanjo misy vozona V no tsara indrindra ho anao.
đș Ho anâny lehilahy : Pataloha mahitsy na somary tery no mety aminao mba hampifandanjana ny bikanâny vatanao.
â
Morphologie H
đ Mitovy refy ny soroka, ny valahana ary ny andilana?
đ Ho anâny vehivavy : manaova fehikibo na ankajo manery andilana na mipetraka aminâny vatana mba hanome endrika mirindra kokoa.
đș Ho anâny lehilahy : Mifidiana amboninâakanjo sy palitao somary manara-batana ary pataloha somary mahitsy teritery mba hampisongadina anao tsara.
Iza aminâny voatanisa ny endriky ny bikanao?
Araho tsy tapaka ny pejy raha mila toro-hevitra sy fikafika lamaody mifanaraka aminâny bikanao !