Armel boutiques

Armel boutiques ARMEL BOUTIQUE
📲 Téléphones & accessoires tech
| 📶 WiFi box | 📡 E-SIM
💯 Kalitao tsara | 💰 Vidiny mirary
📦 Livraison Madagascar
📩 MP pour commande, tompoko 🤝

👋 Tongasoa eto amin'ny Armel Boutiques! Mitady entana sy tolotra kalitao ve ianao? Eto izahay no vahaolana ho anao! 🛍️✨M...
05/06/2026

👋 Tongasoa eto amin'ny Armel Boutiques!

Mitady entana sy tolotra kalitao ve ianao? Eto izahay no vahaolana ho anao! 🛍️✨

Manana karazana entana be dia be izahay izay azo antoka fa hahafaly anao.

📍 Antananarivo ny toerana misy anay.
📞 Afaka miantso na mandefa hafatra aminay amin'ny laharana: 033 68 579 08.

Manana fanontaniana ve ianao? Alefaso aty amin'ny Messenger fa hamaly anao haingana izahay, tompoko! 😊

Aza adino ny manaraka ny pejy Armel Boutiques mba tsy ho diso anjara amin'ireo entana vaovao tonga matetika. ❤️

Misaotra betsaka tompoko! 🙏

🔥 Internet haingana? Eto ny vahaolana! 🔥📦 Box WiFi Kely – Tsotra, mora, ho an’ny trano kely📦 Box WiFi Lehibe – Mahazaka ...
29/04/2026

🔥 Internet haingana? Eto ny vahaolana! 🔥
📦 Box WiFi Kely – Tsotra, mora, ho an’ny trano kely
📦 Box WiFi Lehibe – Mahazaka olona maro, idéal ho an’ny business
⚡ Fibre Optique – Ultra rapide, stable be 🚀
✔️ Installation rapide
✔️ Prix mifaninana
💬 Inbox dieny izao, fidio izay mety aminao!
👉 Iza no safidinao: Kely, Lehibe sa Fibre?

📢Mitohy foana ny promotion 🎀SMARTBOX🎀 et/ou 🎀POCKET WIFI🎀 eto Amin'ny AIRTEL 📢 CONNEXION matanjaka nefa mora sy zakan'ny...
22/03/2026

📢Mitohy foana ny promotion 🎀SMARTBOX🎀 et/ou 🎀POCKET WIFI🎀 eto Amin'ny AIRTEL
📢 CONNEXION matanjaka nefa mora sy zakan'ny fahefa-mividin'ny rehetra.
💻Afaka hiasana tsara , mety ho an'ny mpianatra ihany koa
💠Offre tsy misy engagement, tsy misy abonnement fa forfait prépayé
💠Matanjaka, avec une vitesse de 150Mbps
💠Misy bonus pendant 3 mois
💠Compatible amin'ny appareils connectés rehetra (pc, smart Phone, smart tv, caméra,...)
_Puce airtel offerte


☑️Mahazaka hatramin'ny 32 utilisateurs
☑️Accessoires : chargeur, Cable RJ45, batterie
Prix promotionnel 150.000ar


☑️Mahazaka hatramin'ny 10 utilisateurs
☑️Accessoires : batterie, câble fichargena azy
Prix promotionnel 100.000ar

🎁Livraison et installation gratuite🎁

Mp pour plus de détails
📞0336857908

🎄✨ CHRISTMAS SUPER OFFRE – SMARTBOX & POCKET WIFI ! ✨🎄Fanomezana tonga lafatra ho an’ny fianakaviana sy ny asa an-trano!...
08/12/2025

🎄✨ CHRISTMAS SUPER OFFRE – SMARTBOX & POCKET WIFI ! ✨🎄
Fanomezana tonga lafatra ho an’ny fianakaviana sy ny asa an-trano!

📦 SMARTBOX – 150.000 Ar
🎁 + 30 Go BONUS Christmas
📶 Hatramin’ny 32 mpampiasa
🌐 Couverture 20m
🔌 Port RJ45
⚡ Débit avo 150 Mbps
🔋 Autonomie 6h
❌ Tsy mila abonnement
📈 Forfait X2 rehefa mampiditra

📱 POCKET WIFI – 100.000 Ar
🎁 + 12 Go BONUS Christmas
📶 Hatramin’ny 10 mpampiasa
🌐 Couverture 10m
🎒 Mora entina
🔌 Port RJ45
⚡ Haingam-pandeha 150 Mbps
🔋 Autonomie 6h

🎅 BONUS SPECIAL NOËL : Data fanampiny ho an’ny rehetra!
🚚 Livraison rapide & azo antoka
🎄 Mety tsara ho fanomezana Christmas!

📞 Info & commande : 033 68 579 08
📍 BoxR09 – Station Behoririka, Antananarivo

✨ Aza tara! Offre valable mandritra ny vanim-potoanan’ny fety ✨

SMART TABLET ORIGINALAvec accessoires : housse , clavier , Otg , stylé,  boîtier cableRAM : 16GOMÉMOIRE : 1TERABatterie ...
26/11/2025

SMART TABLET ORIGINAL

Avec accessoires : housse , clavier , Otg , stylé, boîtier cable

RAM : 16GO
MÉMOIRE : 1TERA
Batterie : 6000mAh
Version : 15

Prix : 320.000ar / 1.600.000fmg

Contact ☎️: 033.68.579.08
038.65.439.17

WhatsApp ✅ 038.22.703.90

Boutique 🏘️:It Station Tsiazotafo
Box: R09 Airtel
➡️ Repère: Station Galana Behoririka
🕔 Ouvert: 8h 30 à 17h (Lundi au Samedi)

✅Manao livraison Tana sy mandefa amin'ny faritra rehetra
✅Misy Garantie

⛔TSY MANAKALO ⛔

🇫🇷 Google Pixel 5a 5GPrix :550.000 Ar➡️ Produit neuf ➡️ Mémoires 128Gb / Ram 8Gb➡️ Appareil photo 12 Megapixel➡️ Android...
26/11/2025

🇫🇷 Google Pixel 5a 5G

Prix :550.000 Ar

➡️ Produit neuf
➡️ Mémoires 128Gb / Ram 8Gb
➡️ Appareil photo 12 Megapixel
➡️ Androide 14 / Proc Snap 765G
➡️ Batterie 4680mAh
➡️ Livrer avec Carton & chargeur

Contact ☎️: 033.68.579.08
038.65.439.17

WhatsApp ✅ 038.22.703.90

Boutique 🏘️:It Station Tsiazotafo
Box R 09 airtel
➡️ Repère: Station Galana Behoririka
🕔 Ouvert: 8h 30 à 17h (Lundi au Samedi)

✅Manao livraison Tana sy mandefa amin'ny faritra rehetra
✅Misy Garantie

⛔TSY MANAKALO ⛔

Address

Shop Airtel Behoririka
Tanjombato
TANA101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:30 - 16:30
Saturday 08:30 - 16:00

Telephone

+261382270390

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Armel boutiques posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Armel boutiques:

Share