18/05/2026
2Taona sahady BoùMÿe Crochet ry Zareo ah🥳🥰
Misaotra anareo rehetra nanohana hatrizay, nahatoky ary ihany koa nanosika anay hi relever défit maro be😍🧶
Noho ity andro ity ihany koa dia te ampahafantatra anareo ny ao ambadik'i BoùMÿe zahay, misy efa mahafantatra fa misy kosa ireo mbola vaovao😅
Ny anarako Iraka Sarobidy , tompony sady mpamorona ny BoùMÿe Crochet zah, sady mpanatitra ny entanareo, CM, modèle photo sady photographe ndraindray🙈 zah ihany koa no manamboatra ireny articles ataonareo commande ireny, mbola mpianatra ihany koa..izay nomahatonga ahy maka marge fona @ delais de réalisation ny commande nareo🤗
Zay angamba fa ny tiako ho lazaina dia hoe Mankasitraka be dia be anareo rehetra, raha tsy teo ianareo tsy nisy ny BoùMÿe Crochet ary tsy nitombo ny talentako😂 misy ny olana kely Indraindray fa tsy natao ho sakana izany satria izay no atao hoe asa, mila matotra sy vonona hanome fahafaham-po ho an'ny client(e)s any fona ary izay no anto-pisiako eto page ity🥺✨
Aza adino mi invité ny namana hi abonné sy hi j'aime ny page🥺
Bisous be daholo 😘❤