Tik Taoka

Tik Taoka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tik Taoka, Apparel & Clothing, Antananarivo, Tanjombato.

Efa raikitra ity a!!!Izay mividy mitondra vondalana mody a!Bar Bell'Jah ampitany bank TanjombatoHomagna maty, tsa homagn...
29/08/2026

Efa raikitra ity a!!!

Izay mividy mitondra vondalana mody a!

Bar Bell'Jah ampitany bank Tanjombato

Homagna maty, tsa homagna maty 😜🤜🙌

‼️ ANIMATION TIK TAOKA ‼️Ny ekipan'ny   dia faly manasa antsika rehetra ho avy amin'ny animation izay ho tontosainay ami...
26/08/2026

‼️ ANIMATION TIK TAOKA ‼️

Ny ekipan'ny dia faly manasa antsika rehetra ho avy amin'ny animation izay ho tontosainay amin'ny Sabotsy 29 Aogositra 2026 ho avy izao ao amin'ny Bar d'Ikopa Tanjombato 🍹

Hisy ny "dégustation gratuite" sy fizaràna "cadeau surprise" ho an'izay manjifa 🥰

Koa manasa antsika ho tonga maro fa hiaraka hifaly sy hankafy ny vokatra TIK TAOKA isika 😉

"Homagna maty, tsa homagna maty..."




Efa mpanambola hono no mipetaka Tik Taoka e🙌Efa itanao eo amin'ny bord Tanjombato ny vokatra rehetra.Mankasitraka izy mi...
21/08/2026

Efa mpanambola hono no mipetaka Tik Taoka e🙌

Efa itanao eo amin'ny bord Tanjombato ny vokatra rehetra.

Mankasitraka izy miralahy eo amin'ny bar d'Ikopa 🤜

Misotroa finaritra e

TIK TAOKA débarque et va enflammer vos moments de partage ! 🍹💥Élaboré par Nature All Malagasy, découvrez le vrai goût du...
15/08/2026

TIK TAOKA débarque et va enflammer vos moments de partage ! 🍹💥

Élaboré par Nature All Malagasy, découvrez le vrai goût du punch et des rhums arrangés 100% Vita Malagasy 🇲🇬. Des recettes artisanales conçues avec passion pour apporter la meilleure ambiance à toutes vos fêtes et retrouvailles !

🌟 4 parfums d'exception à découvrir :
🥥 Coco : Le classique doux et rafraîchissant.
🍫 Choco : Gourmand et irrésistible.
☕ Café : Intense et plein de caractère.
🍓 Fraise : Fruité, doux et envoûtant.

​🍾 Disponible en Rhum Arrangé et Punch selon 3 formats :
- ​Grand format de 70 cl
- ​Format moyen de 30 cl
- ​Format pratique de 25 cl (en plastique)

​🛒 Envie d'y goûter ?
Passez votre commande dès maintenant en mess age privé ou contactez-nous directement !

​👉 Cliquez sur "Envoyer un message"
📞 Infoline / WhatsApp : +261 38 20 222 10

​"HOMAGNÄ MÄTY, TSÄ HOMAGNÄ MÄTY..."

​(À consommer avec modération. Interdit aux mineurs).

TIK TAOKA débarque et va enflammer vos moments de partage ! 🍹💥Élaboré par Nature All Malagasy, découvrez le vrai goût du...
15/08/2026

TIK TAOKA débarque et va enflammer vos moments de partage ! 🍹💥

Élaboré par Nature All Malagasy, découvrez le vrai goût du punch et des rhums arrangés 100% Vita Malagasy 🇲🇬. Des recettes artisanales conçues avec passion pour apporter la meilleure ambiance à toutes vos fêtes et retrouvailles !

🌟 4 parfums d'exception à découvrir :
🥥 Coco : Le classique doux et rafraîchissant.
🍫 Choco : Gourmand et irrésistible.
☕ Café : Intense et plein de caractère.
🍓 Fraise : Fruité, doux et envoûtant.

​🍾 Disponible en Rhum Arrangé et Punch selon 3 formats :
- ​Grand format de 70 cl
- ​Format moyen de 30 cl
- ​Format pratique de 25 cl (en plastique)

​🛒 Envie d'y goûter ?
Passez votre commande dès maintenant en message privé ou contactez-nous directement !

​👉 Cliquez sur "Envoyer un message"
📞 Infoline / WhatsApp : +261 38 20 222 10

​"HOMAGNÄ MÄTY, TSÄ HOMAGNÄ MÄTY..."

​(À consommer avec modération. Interdit aux mineurs).

Sary vitsivitsy nandritra ny animation Tik Taoka omaly teny amin'i La Quartet By pass.Izay nafanainy Fafah and CoNafinar...
15/08/2026

Sary vitsivitsy nandritra ny animation Tik Taoka omaly teny amin'i La Quartet By pass.

Izay nafanainy Fafah and Co

Nafinaritra iny fa manaraka indray e🤜

Mankasitraka isika rehetra tonga omaly🙏

Mba lazao aminy commentaires hoe na Mp izay toerana tinareo anaovana animation Tik Taoka indray.

Aza adino ny animation Tik Taoka eny aminy Le Quartet By Pass eny rahampitso.Hisy fizarana goodies maro samihafa, arahan...
13/08/2026

Aza adino ny animation Tik Taoka eny aminy Le Quartet By Pass eny rahampitso.

Hisy fizarana goodies maro samihafa, arahana kalokalo sy fanentanana maro.

Raha mila fanazavana fanampiny afaka miditra mp na miantso 0382022210.

Tongava maro, fa homagna maty, tsa homagna maty 🙈🤜

Tongava maro fa atao vendreday very magnifique io🤜❤️
12/08/2026

Tongava maro fa atao vendreday very magnifique io🤜❤️

🔥 𝐌𝐀𝐈𝐌𝐀𝐈𝐌𝐏𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐃𝐀𝐇𝐎𝐋𝐎 : Na ny fidirana, na ny fanandramana , na ny mandray anjara milalao !

Ianao sisa no heriny.

Tongava maro ny 𝐙𝐨𝐦𝐚 𝟏𝟒 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 izao manomboka amin'ny 19h fa ihisy animation lehibe iarahana amin'i Tik Taoka : ary izara fanomezana zareo !

Fotoanantsika : Le Quartet By Pass

zoma ny andro 🙏ataovy magnifique miaraka amin'ireo vokatra Tik Taoka 👍
07/08/2026

zoma ny andro 🙏
ataovy magnifique miaraka amin'ireo vokatra Tik Taoka 👍

Address

Antananarivo
Tanjombato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tik Taoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share