Famille Espace Vezo

Famille Espace  Vezo Produit capillaire

Salama jiaby😊Olana matetika atrehiny mpitaiza kely mbola mampinono ny fihintsanany volo .Inona ary mahatonga anizany?Nda...
27/08/2026

Salama jiaby😊

Olana matetika atrehiny mpitaiza kely mbola mampinono ny fihintsanany volo .
Inona ary mahatonga anizany?

Ndao valitsika ☺️

Fahita be ny volo miongotra rehefa avy niteraka sy mandritra ny fampinononana. Matetika tsy ny fampinonoana mihitsy no mahatonga azy, fa ny fiovan’ny hormonina aorian’ny fiterahana.

🌿 Nahoana no miongotra?

Rehefa bevohoka dia miakatra ny hormonina ka betsaka ny volo mijanona fitomboana.
Rehefa avy miteraka dia midina ireo hormonina ireo ka volo maro no miditra fihintsanana.
Mety hampitombo azy koa ny tsy fahampian-torimaso, stress, tsy fahampian’ny fer (iron), proteinina na otrikaina.
Matetika dia miseho indrindra 2–4 volana aorian’ny fiterahana ary mihena tsikelikely ao anatin’ny volana maromaro.

💆‍♀️ Inona no azo atao?

💖Mampiasà shampooing doux 2–3× isan-kerinandro, arakaraka ny loto sy ny karazan-volonao.
💖Conditioner isaky ny manasa volo, indrindra amin’ny tendrony.
💖Aza mamatotra volo mafy loatra na manao coiffure misintona ny fakany.
💖Ahena ny chaleur be (lisseur, brushing mafana) sy défrisage/produits chimiques mahery.
💖Mihinàna sakafo misy proteinina sy fer: atody, hena/trondro, tsaramaso, lentilles, legioma maitso sns.
💖Aza mihinana complément alimentaire na fer raha tsy misy antony na torohevitra ara-pitsaboana.

🧴 Produit azo ampiasaina

💆Ny tena ilaina dia soin doux, fa tsy voatery “anti-chute” mahery. Ohatra:
shampooing doux sans sulfate ,
conditioner/nourishing mask,
huile kely amin’ny halavan’ny volo sy tendrony raha maina.
Raha be dia be tampoka ny volo miongotra, misy faritra solasola, mangidihidy/aretina amin’ny hodi-doha, na mitohy mafy mihoatra ny 6–12 volana, tsara ny manatona médecin/dermatologue mba hijery indrindra ny fer/ferritine sy thyroïde.

Mankasitraka o🙏

26/08/2026
Loading....
25/08/2026

Loading....

À partir du moment où vous croyez en vous, vous saurez comment vivre.  –Johann Wolfgang
01/07/2026

À partir du moment où vous croyez en vous, vous saurez comment vivre.

–Johann Wolfgang

💐🌵Cc Jiaby tonga  ny crème coiffante Zezika antsika🥰🫧🫒Efa tonga ny menaka hoany reo nanao commande ,midira mp🥰🧄🫚🧅Mankasi...
01/05/2026

💐🌵Cc Jiaby tonga ny crème coiffante Zezika
antsika🥰

🫧🫒Efa tonga ny menaka hoany reo nanao commande ,midira mp🥰

🧄🫚🧅Mankasitraka antsika jiaby 😘

Bisous bisous🥰

Prix tsy miova : 18000ar

250g

11/04/2026

Tsy voatery ho tonga lafatra ianao…

Mety ho reraka,
mety ho diso,
mety mbola mianatra.

Fa mbola mendrika hatrany ☺️🙏

💐🌵Cc Jiaby lany  ny crème coiffante Zezika antsika🥰🫧🫒Aminy herinandro dray tonga ny commanditsika🥰🧄🫚🧅Mankasitraka antsik...
02/04/2026

💐🌵Cc Jiaby lany ny crème coiffante Zezika antsika🥰

🫧🫒Aminy herinandro dray tonga ny commanditsika🥰

🧄🫚🧅Mankasitraka antsika jiaby 😘
Bisous jiaby 🥰

Prix tsy miova : 18000ar

250g

12/03/2026

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Famille Espace Vezo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share