Binôme

Binôme Boutique en ligne de vêtements de seconde main 👗👕👖

En cette nouvelle année, recevez tous nos vœux de bonheur, de santé et de réussite. Que l'année qui commence soit pleine...
01/01/2025

En cette nouvelle année, recevez tous nos vœux de bonheur, de santé et de réussite. Que l'année qui commence soit pleine de joie et de sérénité 😘

Toute l’équipe vous souhaite un très joyeux Noël 🎄🎁 😘
25/12/2024

Toute l’équipe vous souhaite un très joyeux Noël 🎄🎁 😘

Ireto Ary ny robe tsika an ☺️ Disponible de suite à Tamatave Mandefa Tana SNS....
16/12/2024

Ireto Ary ny robe tsika an ☺️
Disponible de suite à Tamatave
Mandefa Tana SNS....

Akôry eh ☺️ Magnimagnitra Fety antsika eh 😁📆🎤Amaraigna Lundi 18h publication alefantsika 🥰                 "SPECIALE ROB...
15/12/2024

Akôry eh ☺️
Magnimagnitra Fety antsika eh 😁
📆🎤Amaraigna Lundi 18h publication alefantsika 🥰
"SPECIALE ROBE CÉRÉMONIE"
Aza tara fa modèle unique daholo eh ☺️

Coucou daholo oh 😁🎤🎤Ho avy ity ny fety…. Mba efa misy nieritreritra lamba hatao am fety ve nareo? 👀  🧠Zay zao saika mba ...
03/12/2024

Coucou daholo oh 😁
🎤🎤Ho avy ity ny fety…. Mba efa misy nieritreritra lamba hatao am fety ve nareo? 👀
🧠Zay zao saika mba hanontany hoe inona no tedavinareo dia mba ho vakiantsika eto ?
🚗🚕Sady amzay koa tsy mande misisika be eny bazary sy lany lera am embouteillage 🤭😂
🙋🏻‍♀️🙋🏻‍♀️Ndao ary hoe samby mi-commente zay lambam-pety tedaviny ohatra hoe Robe, pantalon, chemise 🤔🤷‍♀️

Efa misy nagnano karanjo nareo akato o? 😂 Omakomano lastekny budget lambam-pety fa tsô ipoaka ball lambam-pety vao itapo...
11/11/2024

Efa misy nagnano karanjo nareo akato o? 😂
Omakomano lastekny budget lambam-pety fa tsô ipoaka ball lambam-pety vao itapolaka à gauche sy à droite eh 🤭🤣🤣

07/11/2024
Disponible les filles ☺️
07/11/2024

Disponible les filles ☺️

Mbola disponible ty an ☺️👌👌Tsara zalah iztô akato eh 😍  🎁 Misy réduction 5.000ar ozaho ny prix jusqu'amin'ny laady eh do...
01/11/2024

Mbola disponible ty an ☺️
👌👌Tsara zalah iztô akato eh 😍
🎁 Misy réduction 5.000ar ozaho ny prix jusqu'amin'ny laady eh donc lasa 30.000ar ty ho an'izay halaka anajy 😉

Mafana Andro o??🛑Sahirana anao mizaha lamba hatao isaka ande ivoaka am ty afanagna?▶️  Hialao le soregna fa MAFANA, le a...
26/10/2024

Mafana Andro o??
🛑Sahirana anao mizaha lamba hatao isaka ande ivoaka am ty afanagna?
▶️ Hialao le soregna fa MAFANA, le avy mandro Dia rehefa VO magnatao lamba Dia EFa MAFANA tera tsemboka saady 😥

🌺🌺👗👗👗 Aty amnay solution 😁 ireto feno lamba mangatsiatsiaka, le mampa à l'aise Tsara anao regny ROBE ET COMBI-SHORT izy Ako 👗👗

💠💠Fidio Zay mety Dia midira Mp avy hatrany ☺️
🚛🚛 Zehay à TAMATAVE eh fa afaka mi livrer à Tana sy mandefa am Faritra hafa 😉

Address

Toamasina

Telephone

+261349145550

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Binôme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Binôme:

Share