Chez Mise Bouche

Chez Mise Bouche Le meilleur souvenir
auquel vous pouvez faire confiance

Harena ny Fahasalamana Vakio de zarao🙏
15/07/2025

Harena ny Fahasalamana

Vakio de zarao🙏

VAKIO KA ZARAO 🙏
FANTATRAO VE?*.
1. NY VAVONY
dia maratra rehefa
tsy nohaninao
maraina ny
sosoa.

2. NY VOA
dia maratra rehefa
tsy misotro rano
folo (10) vera
isan'andro.

3. NY AMPARAHATOKA
dia maratra rehefa
tsy matory adiny 8
ora ary mifoha amin'ny
fiposahan'ny masoandro.

4. NY TSINAY KELY
dia maratra rehefa
mihinana mangatsiaka
sy sakafo mavingy.

5. NY TSINAIBE
dia maratra rehefa
mihinana mendy lava
sy sakafo masiaka.

6. NY HAVOKAVOKA
dia maratra rehefa
miaina anaty setroka
sy mijanona ao amin'ny
tontolo voaloton'ny sigara.

7. NY ATY
dia maratra rehefa
mihinana kitono,
sakafo miotrika sy
simika.

8. NY FO
dia maratra rehefa
mihinana sakafo
be sira loatra sy
kolesterola.

9. NY SARAKATY
dia maratra rehefa
mihinana zavatra
mamy be loatra.

10. NY MASO
dia maratra rehefa
miasa amin’ny hazavan'ny
finday sy ecran solotsaina.

11. NY ATIDOHA
dia maratra rehefa
mieritreritra miiba.

12. NY FANAHY
dia maratra rehefa
tsy manana an'Andriamanitra,
tsy manana fianakaviana
sy namana hifampizarana
ny fitiavany, hasambarana,
alahelo ary fifaliana.

TSY hita eny an-tsena
avokoa ny zava-drehetra.

Koa mitandrema tsara
ary kolokoloy ny vatana,
tandrovy ny fahasalamana.

VOKATSOA NY RANO
💐 Fantatsika tsara fa ny rano dia
zava-dehibe nefa tsy hay ny
fotoana mety hisotroana azy...!!

FISOTROANA
💦 Ranon-doharano
maraina vao mifoha ⏰
dia mampateza sy
fahombiazana amin'ny
vatan'olombelona.

- RAHA TIA NAMANA IANAO
zarao aminy ity hafatra ity!* 👏

Salama ⚡⚡⚡ Hamburger🍔
15/07/2025

Salama ⚡⚡⚡

Hamburger🍔

Pizza calzone
14/07/2025

Pizza calzone

Spécial soupe🍜
14/07/2025

Spécial soupe🍜

Priaaaa🎉🎉🎉!!! Ho anareo izay mikasa hanao fety na koa we :- ANNIVERSAIRE  na  OPERATIONS CAKE sns.... D vonona izahay ha...
14/07/2025

Priaaaa🎉🎉🎉!!!
Ho anareo izay mikasa hanao fety na koa we :- ANNIVERSAIRE na
OPERATIONS CAKE sns.... D vonona izahay hanampy anareo am fikarakarana sakafo

Miandri anareo izahay Tompo!!

Meti foagna io eeeh!!
14/07/2025

Meti foagna io eeeh!!

Namasakooooo!!!
14/07/2025

Namasakooooo!!!

Priaaa🎉🎉 Efa vognona ho antsika eto Fenerive-Est izay   Mise Bouche izahay dia Manao sakafo maivana na Goûtté .⚡ Ohatra ...
21/06/2025

Priaaa🎉🎉 Efa vognona ho antsika eto Fenerive-Est izay Mise Bouche izahay dia Manao sakafo maivana na Goûtté .

⚡ Ohatra : petit Pain🌭500ar
,Donate🍩500ar
,PAO Poulet 1.000ar
PAO Mixte 1.500ar
Croquette de poulet chinoise 1.500ar
Croquette de Poisson chinoise 1.500ar
Mini Tacos🌮 3.000ar
Pomme frite🍟1.500ar

Address

Fenerive-Est Mahavelonkely En Face De Bar Mbazaha, Miami 509
Toamasina

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261348241255

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Mise Bouche posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share