23/06/2026
✨ Te hanampy hatsarana sy hanome style miavaka anao ve? Tonga dia aza misalasala! ✨
🧕 Foulard / Sarodoho tsara kalitao 🌸 Malefaka sy mahazo aina 🌸 Loko maro sy modely manara-penitra 🌸 Mety amin'ny fety, fiangonana, asa na andavanandro
💖 Ataovy miavaka ny bika aman'endrinao amin'ny vidiny mora sy kalitao tsara.
🔥 Stock voafetra! 📩 Alefaso message avy hatrany raha hanafatra. 🚚 Livraison azo atao.
👉 Mividiana anio, dia mamirapiratra rahampitso 🥰petite prix😍