Senah One

Senah One ♥️📖MSAHY MANONOFY FAHOMBIAZANA📖♥️

27/07/2026

Oh RY JIRAMAAAAA🤬

Tena mbola misy dikany ve ny fiainana 😭💔Von'olona Etsy von'olona eroa...Zaza very , olona tsy hita maro😪 (miverina avy a...
23/07/2026

Tena mbola misy dikany ve ny fiainana 😭💔
Von'olona Etsy von'olona eroa...
Zaza very , olona tsy hita maro😪 (miverina avy any efa faty sisa no miandry)
Ny tsy manana ary efa tsy fidiny dia ny manana ndray ravaina...
Nanana taratasy anie reo olona reo matoa nanorina teo e,nanana droit izy ireo ..
Trano sy herim-po nanongona tanatin'ny firy taona potika tao anatin'ny segondra vitsy 😭😭💔
Mampalahelo ny vahoaka ,eo tsy mivaha ny eo koritanina ,moa mba misy mijery ve sa ny hampahantra ny MALAGASY no tena tanjona 💔🤬

NY aza efa tsy fidiny nandrava dia avy hianareo 🫩

Mijaly ny vahoaka ,marary ny vahoaka nefa manana mpitarika


🚨🚨

📱 OPPO A35 (A15s)• Écran IPS LCD 6,52" HD+• Processeur MediaTek Helio P35 (4G)• RAM : 4 Go LPDDR4X• Stockage : 64 Go / 1...
17/07/2026

📱 OPPO A35 (A15s)
• Écran IPS LCD 6,52" HD+
• Processeur MediaTek Helio P35 (4G)
• RAM : 4 Go LPDDR4X
• Stockage : 64 Go / 128 Go (extensible par microSD)
• Caméras : 13 MP + 2 MP + 2 MP | Selfie 8 MP
• Batterie 4 230 mAh avec charge 10 W
• Android 10 (ColorOS 7.2), double SIM, capteur d'empreintes à l'arrière, reconnaissance faciale.
Mp prix✅️

Livraison Tana et Province 🚚🏍

📱 Xiaomi Mi 10 5G• Écran AMOLED 6,67" FHD+ 90 Hz (HDR10+)• Processeur Snapdragon 865 (5G)• RAM : 8 Go / 12 Go LPDDR5• St...
15/07/2026

📱 Xiaomi Mi 10 5G
• Écran AMOLED 6,67" FHD+ 90 Hz (HDR10+)
• Processeur Snapdragon 865 (5G)
• RAM : 8 Go / 12 Go LPDDR5
• Stockage : 128 Go / 256 Go UFS 3.0
• Caméras : 108 MP + 13 MP + 2 MP + 2 MP | Selfie 20 MP
• Batterie 4 780 mAh avec charge rapide 30 W (filaire et sans fil)
• Android (MIUI/HyperOS selon la version), double SIM, NFC, Wi-Fi 6, capteur d'empreintes sous l'écran.

Livraison Tana et Province🚚🏍
038 45 340 43 📲

Ry Tanindrazanay malala o😭💔!!!!
07/07/2026

Ry Tanindrazanay malala o😭💔!!!!

Maillot Dispo ✅️Logo brodé 😉Manjakely ry reto an🥰Taille M daholo aloha no mbola misy Disponible sur commande ny Taille h...
23/06/2026

Maillot Dispo ✅️
Logo brodé 😉
Manjakely ry reto an🥰
Taille M daholo aloha no mbola misy
Disponible sur commande ny Taille hafa 😊
Prix :25.000ar
038 45 340 43

20/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ta Njona, Manampisoa Mï

Misaotra indrindra anareo rehetra nisafidy ny OREILLER Polyester! 🤍Ny fitokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome ...
19/06/2026

Misaotra indrindra anareo rehetra nisafidy ny OREILLER Polyester! 🤍
Ny fitokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome vokatra tsara sy mampahazo aina. Mirary torimaso milamina sy mahafinaritra ho anareo izahay.
OREILLER Polyester — ondana malefaka, mateza ary mampahazo aina ho an'ny rehetra. ✨

Coucou Les Senah🫶!!!🌙 Ny torimaso tsara dia manomboka amin'ny oreiller tsara!Safidio ny Oreiller Polyester malefaka sy m...
18/06/2026

Coucou Les Senah🫶!!!

🌙 Ny torimaso tsara dia manomboka amin'ny oreiller tsara!

Safidio ny Oreiller Polyester malefaka sy mahazo aina, natao hanomezana fampiononana mandritra ny alina manontolo. 💙

✨ Malefaka
✨ Maivana
✨ Mora sasana
✨ Mety ho an'ny rehetra

🛏️ Matoritory am-pilaminana, mifoha am-pahavitrihana!

📥 Alefaso hafatra ny commande-nao dieny izao.

08/06/2026

Bonsoir Les Senah🌸!!


🤭😅....

Address

Tanambao 5
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Senah One posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category