Service Livraison Toamasina

Service Livraison Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Service Livraison Toamasina, Apparel & Clothing, Mangarano, Toamasina.

18/04/2026

mp indray ary izay manana entana ho livrena rhmpts dimanche
0388136476

Faly miarahaba ho antsika eto toamasina na ny any amin'ny faritra Ny S.L.T na ny service livraison Tamatave dia vonona n...
03/03/2026

Faly miarahaba ho antsika eto toamasina na ny any amin'ny faritra
Ny S.L.T na ny service livraison Tamatave dia vonona ny hanamora ny fiainanao amin'ny alalan'ny fanaterana na fividianana ny entanao arak'izay filànao..ka ireto avy ny tolotra misy ato aminay
Afaka ataonay avy ny:
-Mividy ny laokanao eny an-tsena
- Maka sy mandefa ny colis anao eny amin'ny gare routière
- Manao livraison commande
- Afaka ampividiananareo eny amin'ny faritra ny entana tinao ary mandefa izany

koa izao ny fotoana afaka hanaovany izany livraison izany:
Lundi au dimanche
matin :6h-9h

après midi : 12h-13h30 et 16h-18h
koa aza misalasala mametraka fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo ary tena manaja fotoana fatratra .Koa natao ho antsika rehetra eto toamasina ity na olon-tsotra na mpivarotra na mpandraharaha
Manana moto ihany koa izahay raha misy ilaina izany

Tonga dia afaka miantso :038 81 364 76(S.L.T)

🚲 LIVRAISON DU TAMATAVE VONONA HANAMORA NY FIAINANAO IZAHAY!📦 Inona avy ireo tolotra omenay?Manao ny livraison rehetra e...
22/01/2026

🚲 LIVRAISON DU TAMATAVE

VONONA HANAMORA NY FIAINANAO IZAHAY!

📦 Inona avy ireo tolotra omenay?

Manao ny livraison rehetra eto TAMATAVE toy ny:

Commission isan-karazany

Manao bazar (Fividianana entana)

Maka colis any amin'ny gare routière

Izay rehetra ilainao livreur

Ho antsika any amin'ny faritra: Afaka mandefa colis sy mividy ny entanao ihany koa izahay!

🕒 Ny fotoana fiasana

Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma

1ère livraison : 07h – 08h

2ème livraison : 13h – 14h

📍 Toerana afaka andehananay

Mangarano I & II • Mangarivotra • Ankirihiry • Ambolomadinika • Ambalamanasy • Tanambao I ka hatramin'ny V • Androranga • Morarano • Tanamakoa • Anjoma • Morafeno • Ambohijafy • Vohitsara • Ampasimazava.

💰 Sarany :

Manomboka amin'ny 3.000 Ar fotsiny!

📞 Mifandraisa aminay izao!

Téléphone : 038 89 622 77

Tamatave Toamasina, Madagascar,Toamasina,Service Livraison Toamasina , Antananarivo ,Antananarivo Madagascar ,Antsirabe ,Antsiranana ,Mahajanga , ,Toliara Madagascar ,Alliance Française Fianarantsoa , ,Manakara 316

Address

Mangarano
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Livraison Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share