Glow mom-baby

Glow mom-baby santé mère et enfant

17/08/2026

DDR 1O NOV EFA TOKONY MITOMANY ZAZAH ANDROANY , MANAOVA MORA DAHOLO 🥰

Tsara tso drano ,tsara vavaka ho an’ireo maniry zazahhanome izay irinareo anie ilay mpamonjy antsika mirary soa tpk
14/07/2026

Tsara tso drano ,tsara vavaka ho an’ireo maniry zazah
hanome izay irinareo anie ilay mpamonjy antsika
mirary soa tpk

Manampy antsika vehivavy ne wa io ANDRIAMANITRA io ee1 hr fotsiny dia zaiiiii Tonga Zazah 😊sady donga Kely tsy hitako na...
03/04/2026

Manampy antsika vehivavy ne wa io ANDRIAMANITRA io ee
1 hr fotsiny dia zaiiiii
Tonga Zazah 😊
sady donga Kely
tsy hitako narary b akory IZY
ny entana aza taraiky zahya efa nampanena
mirary soa ho anireo Mbola miandry

exercice telo no nataony nandritra ny vohoka
exercice du plancher pelvienne,na ilay hoe stop p**i
exercice de respiration isamaraina
Ary la marche 20 mnt par jours
ahena ny fihinana farine sy siramamy b lotra dia zaiiii
bisou 😘
manaova mora fona Le Mbola miandry an
tiko nareo

24/03/2026

Iza daholo le menatra b rehefa le manena de Sady misy 💩mivoka 🤣 lohanjaza mivoka de le 💩 mivoka 🤣

Ry vehivavy oh 😥Miangavy ré 🙏Rehefa Mbola tsy te hiteraka manaova fanabeazan 'aizana ,miangavy ,mitalaho Le otrzao no An...
16/03/2026

Ry vehivavy oh 😥
Miangavy ré 🙏
Rehefa Mbola tsy te hiteraka manaova fanabeazan 'aizana ,miangavy ,mitalaho
Le otrzao no Antony hanentananay
Rovina no tokony hanao fanabeazana aizana ?
Mandeha fadimbooana na règle
Ray volana sy tapany aorina fiterahana dia efa mety ... 😮
Aza gaga nareo fa vo tamin'ny semaine ambony nisy reny anakiray mampinono roa volana IZY efa positif test natao écho un mois le tao 😊
possible tsara Ary bé dia be cas otrzany
Averiko iany manaova fisa fa aza dia mandreraka mo e
zaza mafatifaty otrzao arina etsy sy eroa
otrzany ireny tsy narary ireny namoaka an 'io
Ra Misy fanotanina mahakasika ny fandrindramoiterahana tena valiko daholo fa mp
sary indrana

11/03/2026

Coucou ho anireo miandry Andro rehetra ☺️vitanareo io an , tsy mila matahotra fa in 3 manena dia mivoka zazah mafatifaty Kely 😘

bonjour daholo 👋ketinah no anarako teraka omaly 7 Mars 2026 tam 8 ora sy sasany maraina aho ☺️Efa tamin'ny 6 Mars tam 1 ...
08/03/2026

bonjour daholo 👋
ketinah no anarako
teraka omaly 7 Mars 2026 tam 8 ora sy sasany maraina aho ☺️
Efa tamin'ny 6 Mars tam 1 maraina mamako no vaky ranondohany 😱 nikoropaka IZY sy dada ny Alina hoe andao haingana ho any am rasazy ,réhefa Tonga tany notsapai'ny rasazy tsis in in , dia hoe matory eto aloha , de hatao tsindrona maraina de ndana lo mody fa Mbola lavitra b io , mila mandende ,de arahina maso fotsiny fa tsy maninona io , ny maraina ny faha 7 Tonga zahay notsapaina rasazy mama de nasainy nijanona amzay arahina maso , nanomboka Téo no nanesika dia taorina fanafody nataony dia Tonga za annn
mahay manena b neninay sad mora tenenina Kely in 3 fotsiny IZY nanena de Nivoka ne za e😘 de Zay ny tatarako
tinareo v zah 😍
Merci rasazy 🙏
Merci neny 🙏
Merci JESOSY tia zazakely 🙏
Manaova mora daholo 😘

08/03/2026

Arabaina daholo ny vehivavy oh
vahivavy mahery 💪
Mañana ny maha IZY azy daholo mo isika oh 😊
samy ho tahin 'Andriamanitra 🙏 retsy an
Mañana tombony manokana isika androany dia araraoty e 👍
bisous 😘 b daholo

18/02/2026

Ary aona ndray le torimaso be refa faramparany iny lohanjaza efa eo torimaso Tonga 🤣😜 @

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glow mom-baby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share