Papan'Anthonio

Papan'Anthonio Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Papan'Anthonio, Design & Fashion, BetsileoVezo, Toliary.

21/05/2026
`` 13 FEBROARY 1975- 13 FEBROARY 2026:51 TAONA ANDROANY NY NANAFIHANA NY TOBIN'NY GMP TENY ANTANIMORA``(Lahatsoratra nav...
13/02/2026

`` 13 FEBROARY 1975- 13 FEBROARY 2026:51 TAONA ANDROANY NY NANAFIHANA NY TOBIN'NY GMP TENY ANTANIMORA``
(Lahatsoratra navoakako ny taona 2021 no indro averiko zaraina eto)

Roa andro taorian'ny nahafaty ny Kolonely Richard RATSIMANDRAVA, izany hoe ny 13 Febroary 1975 dia niroso tamin'ny fanafihana ny tobin'ny GMP teny Antanimora ny vahoaka sy ny tafika.

21 no maty ary maro no naratra nandritra ny fifampitifirana. Raha ny vaovao azo dia niafina tao amin'io toby io ny Kolonely Bréchard Rajaonarison izay voalaza fa tompon'antoka tamin'ny famonoana ny filoham-panjakana ary efa voalaza fa tompon-kevitra tamin'ny fanonganam-panjakana tsy tanteraka ihany koa tamin'ny 31 Desambra 1974.

Ny alin’ny 31 decembre 1974 dia nisy fikasana hanongam-panjakana saika hatao kanjo tsy raikitra satria efa nisy nanambara mialoha tany amy ny Gal Ramanantsoa ,dia nisy didy fampisamborana ireo nikotrika fikomina tao amy ny Tafika (ary ny mahagaga fa dia ao amin`ny CAPSAT foana no miandoha ny fikomiana ataon’ny tafika).

Nandositra teny ANTANIMORA ny col BRECHARD RAJAONARISON ,nisitrika tao @ tobin’ny GMP izay tsy inona fa FRS teo aloha ihany;tao izy no niantso ireo miaramila nitovy firehana taminy ary efa niomana ny hanongam-panjakana izy ireo,hanery ny Gal ramanantsoa hametra-pialana na koa hidinika mikasika ny decentralisation.

51 taona aty aoriana mbola misavoritaka ny tantara, tsy fantatra intsony ny marina na dia efa betsaka aza ireo dossiers nivoaka sy ny anarana voatonona fa namono ny Col. Richard RATSIMANDRAVA.

Source: JR Ifaliana

15/01/2026

09/01/2026

😅

09/01/2026

Triceps Workout

09/01/2026

Abdo Workout

Address

BetsileoVezo
Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Papan'Anthonio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share