Sweety Tude

Sweety Tude Bienvenue sur Sweat-Tee'tude ! 🎨✨

Plongez dans un monde de créativité et d'expression avec nos tee-shirts, sweats et sweats à capuche uniques !

Nous sommes passionnés par l'art de créer des designs qui reflètent votre style et votre personnalité.

17/04/2024

😉😉 Kaiza kaiza tout le monde 😊😊

Androany dia hamerina kely ny service proposen'ny page -Tee'tude.

✅ Entreprise, fikambanana na olon-tsotra maniry ny anambotra tee-shirt, sweat na sweat à capuche; vonona izahay ny hanampy anao.
✅ Mila création de design ve ianareo, afaka manampy anareo izahay.
✅ Manao concéption graphique sy support visuelle ihany kou izahay. Azo ampiasaina @ page facebook, video tiktok sy ireo reseaux sociaux hafa.

Aza misalasala manantona sy manontany raha misy projet tiana ho tanteraina ianareo.

📣📣Hello tout le monde📣📣"Harry Potter" saga iray malaza be ary be mpankafy na kely na lehibe.Ho an'ireo mpankafy dia iret...
15/04/2024

📣📣Hello tout le monde📣📣

"Harry Potter" saga iray malaza be ary be mpankafy na kely na lehibe.
Ho an'ireo mpankafy dia ireto ary misy modèle maro maro mety ahasarika anareo nefa mety isintony ny sasany ihany kou.

✅Tee-shirt no amoahana azy eto à partir de 💰30 000 ariary💰

🫨Fa afaka avoka @ sweat avec ou sans capuche ihany koa anefa🫨

Manaraha tsy tapaka ny pejy ary mba hahazo ny anjarano ianao.

😎😎 Hello tout le monde😎😎Hiresaka kely ny mahakasika ny prix an'ireo option de service izay nolazaiko anareo tamin'ilay p...
13/04/2024

😎😎 Hello tout le monde😎😎

Hiresaka kely ny mahakasika ny prix an'ireo option de service izay nolazaiko anareo tamin'ilay publication nataoko farany teo aho androany.

✅Option 1 - Produit sur commande sans design (vierge).
💰 Tee-shirt à partir de 25 000 ariary fotsiny.
💰 Sweat sans capuche à partir de 45 000 ariary monja
💰sweat à capuche à partir de 55 000 ariary ihany.

✅Option 2 - Produit + design sur commande
💰 Tee-shirt à partir de 30 000 ariary fotsiny.
💰 Sweat sans capuche à partir de 55 000 ariary monja
💰sweat à capuche à partir de 65 000 ariary ihany.

✅Option 3 - création design personnalisé sur commande
💰Prix création design 15 000 ariary
🖨 Format A4
💿 Design sous type SVG no omena anao

📣📣 Bonjour daholo 📣📣Izahay dia mivarotra tee-shirt, sweat ary sweat à capuche vita malagasy ary amin'ny lamba 100% coton...
11/04/2024

📣📣 Bonjour daholo 📣📣
Izahay dia mivarotra tee-shirt, sweat ary sweat à capuche vita malagasy ary amin'ny lamba 100% coton.

Manana tolotra maromaro izay manondidina io resaka io :

✅Option 1 - Produit sur commande sans design (vierge).
Izy ity dia varotra tee-shirt, sweat na sweat à capuche tsy misy sary na design fa ilay akanjo ihany.

✅Option 2 - Produit + design sur commande
Izy ity indray dia misafidy ianao amin'ilay produit vierge.
Manaraka izay ianao dia misafidy @ design izay proposenay anao na koa manome izay design namboarinao ary Mandray produit avec design.

✅Option 3 - création design personnalisé sur commande
Izy ity indray dia fanataterahina ny design miavaka izay angatahinareo (izany hoe tsy anatin'ilay efa asehonay).

Tsy manavaka na olona tsotra ianao, société na ihany koa finkambanana fa dia vonona ny handray sy hiaraka hiasa foana izahay.

Mankasitraka.

Address

Tsarahonenana
Tsarahonenana
101

Telephone

+261340397890

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sweety Tude posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sweety Tude:

Share