29/12/2022
Vary Lux avy any Inde amin'ny gony 50 kg
Vary tsara no tsy misy fofony,mira vary gasy
Mamatsy Grossiste , Detaillant ,ary Particulier hatrany
Efa alefa amin'ny vidiny mora
- Maka 1 gony hatramin'ny 9 gony = 110.000ar
- Maka 10 gony miakatra 103.000ar
Manao livraison fa misy frais
Marolaka Analakely Mahajanga no misy anay
Afaka miditra MP na miantso 0332517438 izay mila fanazavana fanampiny