Ra'Fy-A Madagascar

Ra'Fy-A Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ra'Fy-A Madagascar, Antananarivo.

🇲🇬Sciences de l'éducation, Formation d'adultes et développement
🧵Mampiofana crochet, za-draharaha
🧵ANATIHAZO ISOTRY (67Ha) akaikin'ny Polisy na ny FJKM Manarintsoa Finoana
☎️038.46.038.19
💚 Whatsapp 034.08.111.37
📧 [email protected]

Coucouuu ❤️🧶 ianareo ve nisy fotoana tena nanao pause crochet mihitsy ? tsy nandray crochet mihitsy fotoana maharitra?Na...
19/04/2026

Coucouuu ❤️🧶 ianareo ve nisy fotoana tena nanao pause crochet mihitsy ? tsy nandray crochet mihitsy fotoana maharitra?
Nanao ahoana tamin'izay ?

Tsy nitsahatra ‼️Tsy tapitra‼️Fito volana latsaka aho izay tsy maintsy nihato teto amin'ny tambazotran-tserasera, noho n...
11/04/2026

Tsy nitsahatra ‼️
Tsy tapitra‼️

Fito volana latsaka aho izay tsy maintsy nihato teto amin'ny tambazotran-tserasera, noho ny antony manokana. Ny asa tao amin'ny atelier nefa tsy tapaka fa teo foana ny ekipa rehetra nanohana.

Isaorana Andriamanitra fa tafaverina soa aman-tsara eto indray ❤️❤️❤️
Ianareo rehetra ato ihany koa isaorana fa manome hery indray sy nampisy fanantenana ny hiverenanay 🥰🥰🥰
Ary isaorako ihany koa ny ekipa rehetra tsy nanary fa nanohana ❤️❤️❤️

Tsy misy zavatra afaka hanonerako ny fahabangana lava be fa kosa ho avy izahay hamerina indray ny fahiny ☺️ Ary hitondra ny tsara kokoa hatrany.

Faly tafahaona aminareo indray ☺️
Isaky ny sabotsy izahay aloha izao no mampiofana crochet (8-12h sy 13-16h30)

Tinay be nareo 🥺🧶

Address

Antananarivo

Opening Hours

08:00 - 17:00

Telephone

+261384603819

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ra'Fy-A Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ra'Fy-A Madagascar:

Shortcuts

Share