Élevage de Cane Corso

Élevage de Cane Corso Tongasoa eto élevage
cane corso🐕‍🦺
☎️:0336890916

Dadanay tompoko dia nandositra adidy rehefa nitondra vohoka anay mamanay 🤣🤣🤣koa hiangaviana ianareo izay mahalala azy fa...
12/07/2026

Dadanay tompoko dia nandositra adidy rehefa nitondra vohoka anay mamanay 🤣🤣🤣koa hiangaviana ianareo izay mahalala azy fa lasa nanaraka vaiavy any mahazo any Léry 🐕‍🦺🥰

Hozarain'Dadanay hono ny zandrinay fa tsy vitany intsony rehefa miteraka mamanay 😂😂😂😂😂Dia araho foana hono ny pageny
12/07/2026

Hozarain'Dadanay hono ny zandrinay fa tsy vitany intsony rehefa miteraka mamanay 😂😂😂😂😂
Dia araho foana hono ny pageny

Izy kosa no chouchou aminy 🫵 femelle tsy mety nolanjaina fa menatra hono kala 🤩🤩🤩🤩
12/07/2026

Izy kosa no chouchou aminy 🫵 femelle tsy mety nolanjaina fa menatra hono kala 🤩🤩🤩🤩

Izy no cobra 7 mois 45 kg lomad mâle 👏💞tsy amidy fa mitomany halaina sary fotsiny 🐕‍🦺👍
12/07/2026

Izy no cobra 7 mois 45 kg lomad mâle 👏💞tsy amidy fa mitomany halaina sary fotsiny 🐕‍🦺👍

12/07/2026

Mba halaina sary maro hono ry lerony dia aseho vahoaka fa we bogoss 🤣🤣🤣sady taviny no volony ♥️

12/07/2026

Maraina manatitra,hariva mitsena miaraka @ câlin 🦮♥️

12/07/2026

Kely manahirana, lehibe mandrava 🐕‍🦺🦮anefa tiko foana sady fahafinaretana👍 sady vonona hiaro ahy hono zala fa izay no mba valibabena 🤣🤣🤣dia midira hono izay sahy🐕‍🦺🥰

07/06/2026
Mba niodina kely izahay dia tara daholo ny sipakely teny andalana 🐕‍🦺🐕‍🦺dia naka ny num an'dri zalahy 💕
07/06/2026

Mba niodina kely izahay dia tara daholo ny sipakely teny andalana 🐕‍🦺🐕‍🦺dia naka ny num an'dri zalahy 💕

Miarahaba ny pikambana rehetra 🫵Efa lany daholo ny chiots fa amin'ny ny manaraka indray ho an'izay Mbola tsy nahazo 💕🫶, ...
11/05/2026

Miarahaba ny pikambana rehetra 🫵
Efa lany daholo ny chiots fa amin'ny ny manaraka indray ho an'izay Mbola tsy nahazo 💕🫶, dia mankasitraka antsika rehetra tompoko 🙏🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261342562806

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Élevage de Cane Corso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share