Bonia Geek ! Otaku ! Fan de la Popculture ! Bonia va être ta page préférée 💜 🇲🇬

Vous êtes une marque ? Travaillons ensemble ✨

19/08/2026

Recette coréen vaovao ✨
Veloma ny salade de fruits mapalaelo kely ! 👋

Ito ny recetten'ny hwachae iarahatsika amin'ny Idee 🍉🍓

Ny napesaiko teto izao nata d'orange, perle de tapioca, boba croquant, yaourt à boire, fraise, papay, pastèque, akondro 😋

Partageo any amin'ny namanareo molamola amin'ny sakafo coreen 😝❤️

Ito Nail art tsara kely ito dia nataon'i By Andrisoa 🥹 elle a des doigts de fée ! J'ai été au petit soin avec elle ❤️

Mba mahazo jejojejo kely ve ? 😝Regardez mes ongles 🥹❤️ Ce super beau travail a été réalisé par By Andrisoa ! Vao voaloha...
18/08/2026

Mba mahazo jejojejo kely ve ? 😝
Regardez mes ongles 🥹❤️

Ce super beau travail a été réalisé par By Andrisoa ! Vao voalohany za no nanao hoho ohatran'izao dia faly be ❤️

Elle est très minutieuse dans son exécution mais à la fois super douce 🥹 ( za natahoatra be hoe marary alana cuticules 😅, non nefa )

Merci beaucoup Andrisoa 🫶
Et les gars ( les filles moa izany, quoi que 👀 ) je recommande fortement cette P.O adorable. 🥰

17/08/2026

Sazio a fa namadika anareo 😭😂

Storytime !!!! Le jour ou j'ai menti pour plaire aux autres 😭 Ne le fais jamais ‼️

Et si tu aimes quelque chose, montre le fièrement ❤️

Fais-le avec E-vidy Ici tu trouveras les accessoires parfaits pour la rentrée scolaire 📐

Il y a plein d'univers ! Ilay tena tinareo mihintsy ❤️ Pop culture, Disney, K-pop, anime ,...

Visite leur page pour en découvrir plus ✨

Aleo nareo indray no manome suggestion 🥰 Mba omeo long métrage tsara jerevana svp 😭🙏
16/08/2026

Aleo nareo indray no manome suggestion 🥰
Mba omeo long métrage tsara jerevana svp 😭🙏

15/08/2026

Efa nahita sa mbola ? 🥰

Suggestion film d'animation indray ireto ho an'izay mbola tsy nahita ✨

Omeo hafa hoe za raha mahita hafa milay nareo ? 🥹
Ataovy ao amin'ny commentaire ao ⌨️

Hey Majunga ! On vous ramènera tout ça ! 🥰✨ Santionany fotsiny  ireo fa mbola misy zavatra hafa maro be an 😘 💜A partir 5...
14/08/2026

Hey Majunga ! On vous ramènera tout ça ! 🥰✨

Santionany fotsiny ireo fa mbola misy zavatra hafa maro be an 😘

💜A partir 500 ar dia mahazo zavatra.

Iza avy no efa any ? 🥰

On se donne Rdv le samedi 22 août à Otakotier Day avec Asiaverse-Mahajanga à la Grande salle Ziona vaovao 📍

12/08/2026

La communauté de Majunga ! 🔥❤️
Tena manao be zareo an !

any izany ny fotoanatsika 🥹❤️ amin'ny 22 août ao amin'ny Grande salle Ziona vaovao 📌

Mba omeo bon plan any Mahajanga 🥹✨ 🔸 Toerana isakafoanana🔸 Activités 🔸 Fikafika isankarazany🔸 Toerana tsara tsidihana Ts...
12/08/2026

Mba omeo bon plan any Mahajanga 🥹✨

🔸 Toerana isakafoanana
🔸 Activités
🔸 Fikafika isankarazany
🔸 Toerana tsara tsidihana

Tsy voatery hoe luxe na lafo fa mety fona rehefa madio tsara fotsiny 💖
Genre aiza ny tsena sns fa ahandro sakafo tsika 😋
Merci beaucoup 🙏

Dia aza adino ny fotoanatsika amin'ny 22 août miarakamin'i Asiaverse-Mahajanga amin'ny Otakotier Day ao amin'ny Grande salle Ziona vaovao 📌

On va bien s'amuser 🥰
Ça vous dirait si on vlog le voyage ?

10/08/2026

Ndao anambotra veilleuse tsara kely vita amin'ny tavoangy !! ✨🥰

Projet recyclage kely afaka atao amin'ity vacances ity sady azo atao deco tsara ❤️

Et petite confidence , c'était mon sujet de mémoire, trouver toutes les façons possibles de décorer avec des déchets 🥹 du coup cette vidéo me tenait vraiment à cœur.

La préservation de l'environnement est une cause qui devrait toucher chacun de nous 🌱

Abonnez-vous à la page pour plus de DIY ! ❤️
Et dites moi si les DIY Upcycling vous intéressent, on en fera plein d'autres 🥰

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00

Telephone

+261347450471

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bonia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share