21/08/2022
Salut ร tous les OTAKUS ! ๐ Mialohan'ny ahatongavan'ny arrivage manaraka dia ho liquidena ireto ary nampidinina ny vidiny. ๐ Aza tara ary, fripe daholo izy ireo ary afaka manao livraison izahay ร partir ny mardi izao !
AZA ADINO NY MANISY J'AIME NY PAGE ahafahanao manaraka tsy tapaka ny entana zay ho tonga. ๐
๐ Contact : 034 79 697 65
๐Prix efa affichรฉ sur chaque photo ๐