MANEO Fitafy

MANEO Fitafy Maneo dia misehatra aminy fitafiana tsara kalitao ary mivarotra. Maneo is active in manufacting and marketing all types of ready-made clothes.

Maneo est active dans la fabrication et vente de mode vestimentaire de qualité. Notre spécialité est la péuriculture.

Mankasitraka ireto équipe mpitendry mozika, vonona ny anao fanamiana mitovy, tsotra anefa tsara! Misaotra anareo manome ...
05/06/2026

Mankasitraka ireto équipe mpitendry mozika, vonona ny anao fanamiana mitovy, tsotra anefa tsara!
Misaotra anareo manome fahatokisana anay.
Faly izahay rehefa afa-po ianareo 🙏🙏
Aleo mitafy tsara fa tonga ny fety 🇲🇬🇲🇬

🎽Polo POLYCOTON deux tons
👉Col polo vita malagasy 🇲🇬🇲🇬

CONTACT : 0341502990

🌟 NOUVELLE COLLECTION : Le parfait équilibre entre classe et décontracté ! 🌟​Découvrez la toute dernière création signée...
28/05/2026

🌟 NOUVELLE COLLECTION : Le parfait équilibre entre classe et décontracté ! 🌟
​Découvrez la toute dernière création signée Maneo Fitafy : notre Tee-shirt manches 3/4 avec son col en fente unique.
​Un design pensé pour vous offrir un look à la fois frais, élégant et ultra-confortable au quotidien. Que ce soit pour le travail ou une sortie, soyez au top sans effort ! ✨
​🛍️ Soyez les premiers à l'adopter ! Contactez-nous en MP pour commander.
Taille disponible: XL, L, M, S

PRIX : 25.000 Ar

​Stock limité *

📞034 15 029 90

Ianareo mivady koa ve tia mampitovy akanjo? ♥️♥️Sady tia manao akanjo miavaka tsy misy manana ??🥰🥰Manamafy ny fifankatia...
05/05/2026

Ianareo mivady koa ve tia mampitovy akanjo? ♥️♥️
Sady tia manao akanjo miavaka tsy misy manana ??🥰🥰
Manamafy ny fifankatiavana daholo zany

Maneo Fitafy mampitafy ny mpifankatia !!
Afaka manantaneraka ireo modely tianao ihany koa ny mpanjaitra matianina ao!!

0341502990

Nahafinaritra anay ity nikirakira lamba soga ity! Tsara ery ny fitafiana toy izao. Tsotra nefa tsara 👍Tunique Soga uni. ...
30/04/2026

Nahafinaritra anay ity nikirakira lamba soga ity!
Tsara ery ny fitafiana toy izao. Tsotra nefa tsara 👍
Tunique Soga uni. Mbola afaka asiana haingony gasy gasy.

25.000 ar no nanaovanay ny iray!

Faly izahay rehefa afa-po ny mpanjifa. 😍😍

Vita soa ny erinandro 🥰Vita koa aloha izay ny asa natao. Fankasitrahana feno ho an'ny mpanjifa manome fahatokisana hatra...
24/04/2026

Vita soa ny erinandro 🥰
Vita koa aloha izay ny asa natao.
Fankasitrahana feno ho an'ny mpanjifa manome fahatokisana hatrany 🙏
Faly manana ekipa vonona hanome ny tsara mandrakariva 🌟🌟🌟🌟
Miala sasatra indray hiatrika ny erinandro manaraka 🙂‍↔️🙂‍↔️🙂‍↕️

🛠️ Gilet de Travail Multipoches – Haute Résistance!!🦺​Libérez vos mains ! Ce gilet est l'accessoire indispensable pour t...
19/03/2026

🛠️ Gilet de Travail Multipoches – Haute Résistance!!🦺

Libérez vos mains ! Ce gilet est l'accessoire indispensable pour toutes vos activités extérieures.
​👉 Poches zippées et à scratch pour sécuriser vos accessoires.

👉​ Léger & Robuste : Ne gêne pas les mouvements, même chargé.

👉 Solidité : Coutures doublées et tissu anti-déchirure.

👉 ​Style baroudeur : Un look classique qui passe partout.

Commander directement en mp, ou appelez le

📞 0341502990
WhatsApp +261 38 72 703 32

🎽Collection BEMIRAY 🎽Ho an'ny ankizy 🐵Taille 4A, 6A, 8A, 10AZaitra tsara finition hatrany 💯🌟Mandray commande,Tonga dia m...
18/03/2026

🎽Collection BEMIRAY 🎽
Ho an'ny ankizy 🐵
Taille 4A, 6A, 8A, 10A

Zaitra tsara finition hatrany 💯🌟

Mandray commande,
Tonga dia miantso avy hatrany
📞 0341502990
na WhatsApp +261 38 72 703 32

Nareo koa ve vao manokatra facebook  de tsy maintsy mahita vaovao mampalaelo, mampahory...De tsarovy nefa fa misy fiantr...
17/03/2026

Nareo koa ve vao manokatra facebook de tsy maintsy mahita vaovao mampalaelo, mampahory...De tsarovy nefa fa misy fiantraikany amin'ny fiainantsika zany.
Fa vaovao mahafaly no zarainay eto @ page Maneo Fitafy!
Vao manao ireto akanjo vokarin'ny atelier anay ireto nareo de Tena ahazo fifaliana be 🤩🥳.
Ndao hiala voly miaraka amin'ny Maneo Fitafy ! 🤸🏃
Santionany zao ireto vita ireto.
Aza misalasala ary miantso na mandefa Mp raha anjifa a 🥰🥰
0341502990

‼️Tsy vitan'ny hoe Mahery isika vehivavy fa tena ho Manja ihany koa raha manao ireto tee-shirt manja be ireto😉❤️✅100% co...
03/03/2026

‼️Tsy vitan'ny hoe Mahery isika vehivavy fa tena ho Manja ihany koa raha manao ireto tee-shirt manja be ireto😉❤️

✅100% coton matevina

✅20.000ar

📞0341502999

24/02/2026

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 18:00
Tuesday 06:00 - 18:00
Wednesday 06:00 - 18:00
Thursday 06:00 - 18:00
Friday 06:00 - 18:00
Saturday 06:00 - 12:00

Telephone

+261341502990

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MANEO Fitafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share