Volabox

Volabox Reveal your beauty with us 💫
Trendy hairstyles 💇‍♀️ , Fashion looks 👗 , Cosmetic must-haves 💄
Feel confident. Feel beautiful.

Porte essui tout.Inox matevina 5000ar
15/07/2026

Porte essui tout.
Inox matevina 5000ar

✨ CUVETTE INOX DORÉ MATEVINA ✨Ataovy manara-penitra ny lakozianao amin'ireto cuvettes inox doré tsara kalitao ireto. 💛✅ ...
15/07/2026

✨ CUVETTE INOX DORÉ MATEVINA ✨
Ataovy manara-penitra ny lakozianao amin'ireto cuvettes inox doré tsara kalitao ireto. 💛
✅ Inox matevina sy maharitra .Tsy mora harafesina , Mora diovina fikarakarana sakafo, salady, voankazo, ary fanompoana
📏 Misy habe maro: 16 cm ka hatramin'ny 40 cm
💰 Vidiny mirary 📦 Livraison misy manerana an'i Madagasikara.

✨ BOUTEILLE DISTRIBUTRICE D'HUILE & VINAIGRE – ✨Ataovy mora sy madio kokoa ny fikarakarana ao an-dakozia! 🍳🥗✅ Habe ny: 2...
15/07/2026

✨ BOUTEILLE DISTRIBUTRICE D'HUILE & VINAIGRE – ✨
Ataovy mora sy madio kokoa ny fikarakarana ao an-dakozia! 🍳🥗
✅ Habe ny: 200ML :11000AR
300 ML : 13000AR
✅ Verre matevina & inox kalitao
✅ Tsy mitete (anti-fuite)
✅ Mety ho an'ny huile, vinaigre, sauce soja, sy zava-manitra ranoka hafa
💎 Tsara endrika, maoderina ary manampy hatsarana ny lakozianao.
📦 Livraison misy manerana an'i Madagasikara.
📩 Alefaso message izahay raha hanafatra.

Porte serviette de table inox3000ar/pcMaka maro  2700arManao livraison, mandefa any am faritra
15/07/2026

Porte serviette de table inox
3000ar/pc
Maka maro 2700ar
Manao livraison, mandefa any am faritra

11/05/2026

VOYAGE ORGANISÉ À ANDASIBE
Andao hiaraka hankafy natiora sy hitsangatsangana any amin’ilay toerana feno hakanton’i Madagasikara : Parc National d’Andasibe

📅 30 – 31 Mai
🚌 2 jours / 1 nuitée
Programme :
📍 Sabotsy 30 Mai
Fiaingana
Installation sy fitsaharana
🔥 Feu de camp
Alahady 31 Mai
Visite ny Parc National d’Andasibe
Fitsidihana sy fakana sary
Fiverenana
✨ Fotoana hialana sasatra, hiarahana amin’ny namana, ary hankafizana ny natiora.
📩 Raha mila fanazavana fanampiny na réservation dia afaka mandefa message privé.

21/04/2026
20/04/2026

🔥 TSY HO ADINOINAO ITY VOYAGE À AMPEFY ITY 🔥
Te hiala sasatra sy hiala amin’ny stress ve ianao? 🌿
Ampefy no toerana tonga lafatra: rivotra madio, toerana mahafinaritra ary aventure tsy hay hadinoina! ✨
📅 1er Mai — Aza tara!
🚩 Programme exceptionnel :
🏝 Îlot de la Vierge
🏖 Plage d’Ampefy
🌋 Geysers d’Analavory
💦 Chute de la Lily
💯 Tout inclus = zéro stress !
🚌 Transport aller-retour
🍽 Déjeuner matsiro
🧭 Guide professionnel
🎫 Frais d’entrée rehetra
💰 (prix promotionnel)
📞 Réservation : 038 47 697 58
⚠️ Places limitées — izay haingana no mahazo!
👉 Tongava miaraka amin’ny namana, fianakaviana na olon-tiana ❤️
👉 Ataovy souvenir tsy hay hadinoina ity 1er Mai ity!
🌴✈️ Hiarak-i-Travel — Your journey, our passion 🌴

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261324216747

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Volabox posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share