13/06/2026
๐ข ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ #๐๐ก๐๐๐ฅ๐ ๐๐ฬ๐ฅ๐ ๐ญ๐ฒ ๐ง๐๐ข๐ก๐ #๐ ๐๐ง๐ฌ ๐ก๐๐ฆ๐ฌ ๐ก๐๐ ๐ข๐ก๐ข
Vehivavy iray 16 taona mpianatra ho mpitsabo mpanampy nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana, rehefa andeha hanao garde tao amin'ny , izay toerana anaovany . Nahitana dian'antsy teny amin'ny vatany, ary niharan'ny herisetra sy nifatotra ny tenany.
๐ Raha ny loharanom-baovao dia nalaina izy ary nitakian'ireo olon-dratsy vola ny fianakaviany. Efa mandeha ny amin'izao fotoana izao, ary efa misy ireo olona ahiana ho voarohirohy tamin'ny nahafatesany.
ยฉ๏ธ Viva Infos