08/08/2026
🎒✨ *Tsy cartable fotsiny… fa mpiara-dia amin’ny nofinofin’ny ankizy!*
Fantatrao ve fa indraindray, cartable tsotra iray no mitondra fahasahiana sy fahatokisan-tena ho an’ny zaza iray rehefa miditra an-tsekoly? ❤️
👉 Ireo cartable friperie eto amintsika:
✔️ Mbola tsara kalitao be
✔️ Mahazaka tsara ny entan’ny ankizy
✔️ Ary indrindra… *mora vidy nefa manome tsiky*
💬 Aza avela hanahy ny zanakao amin’ny fidirana an-tsekoly… omeo cartable mendrika izy 💼
📦 Stock voafetra ‼️
📩 Alefaso hafatra dieny izao fa lany haingana!
Manao livraison izahay fa aza tara