Fémin'in

Fémin'in Trends and Fashions Classique et tendances

Parfois on me demande pourquoi Fémin'in  existe... 🤍Tsotra ny valiny.🥰Satria tiako ny mahita vehivavy mahatsiaro ho tsar...
06/06/2026

Parfois on me demande pourquoi Fémin'in existe... 🤍
Tsotra ny valiny.🥰
Satria tiako ny mahita vehivavy mahatsiaro ho tsara tarehy sy matoky tena ao anatin'ny akanjo anaovany.
Tsy hoe manjaitra fotsiny zahay , fa miezaka manoro modèle izay tena mifanaraka amin'ilay olona hitafy azy.
Rehefa mandefa sary ny clientes hoe afa-po izy, na mahita azy misongadina amin'ny andro manan-danja aminy izahay, dia izay no tena motivation anay hanohy ❤️
Ary ianareo kosa, inona no zavatra tena jerenareo voalohany rehefa misafidy tenue ?
👗 Ny modèle ? 🎨 Ny couleur ? ✨ Ny confort ?
Lazao anay ao anaty commentaires 😘👇

L'élégance prend tout son sens lorsqu'elle accompagne les moments qui comptent vraiment 🤍Chez Fémin'in, chaque création ...
05/06/2026

L'élégance prend tout son sens lorsqu'elle accompagne les moments qui comptent vraiment 🤍
Chez Fémin'in, chaque création est pensée avec soin pour sublimer une silhouette, mais surtout pour faire partie d'une histoire unique.🤎🤎🤎
Merci à notre cliente pour sa confiance et pour ces magnifiques retours qui nous touchent profondément ♥️♥️
Nous vous souhaitons une vie remplie d'amour, de bonheur et de précieux souvenirs 🥰
0385521060

31/05/2026

Erohani Andrianay no voasarika tamin'ny lalaon-tsika farany,
Arahabaina manokana izy dia arahabina koa ny reny rehetra nahatratra ity andro androany ity. 🎉🎉🎉
Manasa anao hiditra mp

🚨JEU FÊTE DE MÈRE 🚨Te hahazo akanjo assorti mère/fille ou mère/fils?Araho ireto:- abonnés an'ny page Fémin'in - manasa n...
18/05/2026

🚨JEU FÊTE DE MÈRE 🚨
Te hahazo akanjo assorti mère/fille ou mère/fils?
Araho ireto:
- abonnés an'ny page Fémin'in
- manasa namana 5 hilalao sy hanaraka ny page
- asio firariantsoa be ho an'ny maman ao am commentaires
- partageo en mode public ity pub ity
👉 Raha efa maman ianao dia anao sy n zanakao ilay cadeau, rah mbola tsy manana zanaka dia mety na nièce ou neveu 🥰
Am dimanche 31 Mai n fisarihana
Mazotoa daholo ary 😊

Satria faly be zahay fa nahazo princesse kely 😍😍😍Dia hanome cadeau ndrayFa tsy ho araka aloha ny hanome anareo tsirairay...
13/05/2026

Satria faly be zahay fa nahazo princesse kely 😍😍😍
Dia hanome cadeau ndray
Fa tsy ho araka aloha ny hanome anareo tsirairay dia ataontsika jeu fête de mère ilay izy, afaka mandray anjara daholo na efa maman na Mbola tsy maman 🥰🥰🥰
Iza no mazoto handray anjara ?

Hialana tsiny🙏🏼 Reporter Lundi daholo ny programme tsika samedi sy dimanche ; essayage sy prise de mesure fa tonga vahin...
08/05/2026

Hialana tsiny🙏🏼
Reporter Lundi daholo ny programme tsika samedi sy dimanche ; essayage sy prise de mesure fa tonga vahiny kely Fémin'in ❤

Iza daholo no manana morphologie A ato?La morphologie A se distingue par des hanches plus marquées,qui peuvent être harm...
05/05/2026

Iza daholo no manana morphologie A ato?
La morphologie A se distingue par des hanches plus marquées,
qui peuvent être harmonieusement équilibrées avec les bonnes coupes 🤍
Mettre l’accent sur le haut,
apporter de la structure,
et laisser le bas s’exprimer avec fluidité…
c’est ainsi que naît une élégance naturelle
💎 👗 MODÈLES METY (à privilégier)
👉 Objectif: mampitovy haut sy bas
❤️ 1. Robe évasée (A-line)
miforona malalaka eny ambany
➡️ manafina hanche, manome équilibre
❤️ 2. Robe avec haut travaillé
manches bouffantes
épaule structurée
➡️ mampiakatra volume eny ambony
❤️ 3. Robe col bateau / épaules dégagées
➡️ manitatra visuellement ny épaules
❤️ 4. Robe ceinturée (fa tsy serrée loatra)
➡️ manasongadina taille nefa tsy manampy volume ambany
❤️ 5. Robe fluide en bas
➡️ tsy miraikitra amin’ny hanches = plus élégant

❌ 🚫 MODÈLES TSY METY LOATRA
❌ 1. Robe moulante (tight)
➡️ manasongadina be ny hanches
❌ 2. Jupe droite / crayon
➡️ manamafy ny différence haut/bas
❌ 3. Détails be amin’ny bas
poches lehibe
froufrou ambany
➡️ mampitombo volume
❌ 4. Tissu rigide en bas
➡️ tsy mi-flow → mavesatra ny silhouette
❌ 5. Haut trop simple
➡️ tsy misy équilibre → mavesatra ambany
Tianareo ve raha asiako modèle vitsivitsy mety am morphologie A ao am commentaires ?

L’élégance se trouve dans la simplicité… 🤎🤎🤎Dans des tons doux,dans des lignes épurées,dans une allure qui ne cherche pa...
03/05/2026

L’élégance se trouve dans la simplicité… 🤎🤎🤎
Dans des tons doux,
dans des lignes épurées,
dans une allure qui ne cherche pas à en faire trop 🤍
Parce que parfois,
la vraie beauté réside dans les détails les plus discrets 🥰🥰🥰
Fémin’in, révéler votre élégance… en toute simplicité.
Bon dimanche tout en douceur 🤍

🎉Arahabaina i Nalisoa Ranaivoson sy i Tiavina Randria  voasarika tamin'ny lalaon-tsika Farany. Manasa anareo hiditra Mp ...
02/05/2026

🎉Arahabaina i Nalisoa Ranaivoson sy i Tiavina Randria voasarika tamin'ny lalaon-tsika Farany. Manasa anareo hiditra Mp 😊 ...
Aza malahelo ho an'izay tsy nahazo,
😉 Efa manomanana lalao vaovao izahay,
😘 Arao tsy tapaka ny pejy
🙏🏼 Hialana tsiny amin'ny fahatarana

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fémin'in posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share