Maman&Co by Aiky

Maman&Co by Aiky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maman&Co by Aiky, Lot IAC 63A Andramahavola ITAOSY, Itaosy.

🌸Maman&Co by Aiky🌸:
Soutien et tendresse pour :Mamans & bébés &Enfants ❤️
❤️Astuces et produits pour toute la famille❤️
038 76 750 63
033 01 903 07

🚵Livraison partout à Madagascar

Bon week-end ♥️🔥🫶
21/08/2026

Bon week-end ♥️🔥🫶

🌟 Tafandrimandry indray aloha ny fianakaviana Kely ato 🌛.❗Tsy tafiditra ato mihintsy aloha fa tena repotra n'y asa⚡PS: S...
20/08/2026

🌟 Tafandrimandry indray aloha ny fianakaviana Kely ato 🌛.
❗Tsy tafiditra ato mihintsy aloha fa tena repotra n'y asa⚡

PS: Sary volana misy reflet rano ilay sary 🤪
🌛🌟💥
🌸Maman&Co by Aiky 🌸

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ando Raharimalala, Flavienne Natacha, Onjamampita Tantely, Idealy Raholiarisoa...
19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ando Raharimalala, Flavienne Natacha, Onjamampita Tantely, Idealy Raholiarisoa, Nadia Bricole, Jhonathan Andriamirado, Ravololo Jeanfidel, Fanjàva Yashimine Fanjàva, Hadjira Tolotra Larissa, An Nie Curly, Jessi Sombiniaina, Felasoa Ravelo, Annick Razafindratiana, Tolojanahary Tsiky, Mëndrika Rk, Inayah Ychanni, Øø Tsiky Øø, Alice Fanantenana, Uomjess Elie, Willida Ran, Sarobidy Rndr, Herilanto Onjaniaina, Manitra Marie Thérèsa, Aina Joëline, Linah Ravakiniaina Linah, Sandra Sitraka, Toloja Raz, Sarobidy Fitiavana, Narindra Sitrakiniaina, Asmeraldah Mammÿ, Emilie Nomeniavo, Rin'ah Harinirina, Ilay Ngiama, Cynthia Flõrençïne, Criste Lline, Li Nah, Evanirina Sylvia, Fabrice Nomenjanahary, Alexandra Nirina, Elianah Razafy, Razafindramahazava Tsihoeza Tahindraza Solomona, Miarints'ou Nirina, Germain Jhoness, Aiko'mïh Saïrah

Coucou les Moms👋Ianareo ihany koa vé mba toa ahy 💗?Mahatsiaro ny any an -tanàna sy ireo fiainana tany fony fahakely rehe...
17/08/2026

Coucou les Moms👋
Ianareo ihany koa vé mba toa ahy 💗?
Mahatsiaro ny any an -tanàna sy ireo fiainana tany fony fahakely rehefa maita masoandro mody toy izao 🫶

🪘Mampatsiahy indray ireo tontolon'ny fahazazana sy ny kilalao isankarazany🪘

✍️Aiza ary ilay ambanivoatrana ilay tanàna nahabitratrabotra anao sao misy mitovy eee🤪.

Mirary takariva mahafinaritra sy herinandro vaovao ho antsika rehetra⚡🔥💥

🤣Tsikitsiky Kely entina miala voly amin'izao Asabotsy izao🤣Iza amin'ireo ny Misy anao amin'izao,ndao mba lazao✍️Fa na ai...
15/08/2026

🤣Tsikitsiky Kely entina miala voly amin'izao Asabotsy izao🤣

Iza amin'ireo ny Misy anao amin'izao,ndao mba lazao✍️

Fa na aiza na aiza anefa dia tsara sy mahafinaritra daholo rehefa entina milamina sy atao am-pitiavana♥️

# fiovanampiainana
# mère #

❗Sary indrana❗
🌸 Maman&Co by Aiky 🌸

🌸 THÈME DU JOUR : FIKARAKARANA NY TENA AORIAN’NY FITERAHANA 🌸Aorian'ny fiterahana dia matetika ny Reny miompana tanterak...
13/08/2026

🌸 THÈME DU JOUR : FIKARAKARANA NY TENA AORIAN’NY FITERAHANA 🌸

Aorian'ny fiterahana dia matetika ny Reny miompana tanteraka amin'ny fikarakarana ny Zaza sy ny fitaizana ka saika hadino ny tenany. 👩‍🍼💕

Ilaina sy tokony atao anefa ny mikarakara ny tena ho an'ny Reny, satria mila fotoana ny famerenana amin'ny laoniny ny vatana izay vao avy nitondra vohoka 🤰➡️🤱, ary ihany koa hamerenana indray ny hery 💪 ahafahana mikarakara tsara ny ankohonana. 👨‍👩‍👧‍👦❤️

Tsy zavatra sarotra akory izany. 🌿 Mila finiavana 💕 sy fanohanana avy amin'ny olona manodidina ihany koa. 🤝🏽 Ka ireto ary misy fikarakarana tena tokony hatao aorian'ny fiterahana :

🍲 1. Mihinàna sy misotroa ampy

Mihinàna sakafo isan-karazany, be otrik'aina ary maro loko 🌈🥗🍎 araka izay fahafahana misy eo am-pelatanana, ary misotroa rano ampy 💧, indrindra raha mampinono. 🤱

💊 2. Tandremo ny fanafody

Raha nomen’ny mpiasan’ny fahasalamana fer, acide folique na fanafody hafa ianao 💊, dia araho tsara ny toromarika mahakasika izany. 📝

🚫💊 Aza manao dokotera tena fa manatona mpitsabo 🩺 raha tojo tsy fahasalamana.

🧼 3. Tandremo ny fahadiovana

Ataovy madio ny vatana 🚿🧼 sy ny faritra manodidina ny fivaviana. Raha misy zaitra noho ny déchirure na épisiotomie, tandremo tsara ny fahadiovany. 🩹✨

😴 4. Mialà sasatra

Miezaha matory 🛌 sy miala sasatra rehefa afaka manao izany. Aza misalasala mangataka fanampiana 🤝🏽 amin’ny vady na ny fianakaviana. 👨‍👩‍👧‍👦❤️

❤️ 5. Tandremo koa ny toe-po

Mety hahatsiaro reraka 😮‍💨, mora mitomany 😢 na mora tezitra 😠 ny reny aorian'ny fiterahana.

Fa raha maharitra na mihamafy izany, dia tsara ny miresaka amin’ny mpiasan’ny fahasalamana. 🩺💬💗

🚨 6. Inona avy ireo fambara loza mety hitranga ka ilàna mpitsabo maika ?

🩸 Rà mandeha be
🌡️ Tazo
😣 Fanaintainana mafy
🤢 Tsiranoka misy fofona ratsy
🤕 Aretin’andoha mafy na fahitana manjavozavo 👁️
😮‍💨 Fahasemporana na fahatsapana ho tena malemy

💬 Ary ianao ? Nanao ahoana ny nikarakarao ny tenanao rehefa avy niteraka ny zanakao? ❤️

Ndao indray hiresadresaka ary e! 🌸💕

🌸 Maman & Co by Aiky 🌸

🤼‍♀️Mbola tena anatin'ny fialantsasatra tanteraka isika izao,ka araraoty ny fotoana hiarahana amin'ny zanantsika,hamanta...
11/08/2026

🤼‍♀️Mbola tena anatin'ny fialantsasatra tanteraka isika izao,ka araraoty ny fotoana hiarahana amin'ny zanantsika,hamantarantsika azy bébé kokoa sy hifandraisana tsara kokoa aminy 🤼‍♀️

🌸 Maman&Co by Aiky 🌸

🌟Mirary herinandro feno fahasoavana ho antsika rehetra indray 🌟🌸 Maman&Co by Aiky 🌸
10/08/2026

🌟Mirary herinandro feno fahasoavana ho antsika rehetra indray 🌟

🌸 Maman&Co by Aiky 🌸

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sonia Marson, Paramed Reagan Ronald, Rémia Claritta Gellé, Flo Dam Stéphane, M...
08/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sonia Marson, Paramed Reagan Ronald, Rémia Claritta Gellé, Flo Dam Stéphane, Melly Cellinah Stoneluce, Diadema Eliasy, Razafindrafety Tiffanie Calveste, Nirintsoa Fitahiana, Ravoniaina Rkt Fabiolah, Mirana Asnah, Mamihasina Nomenjanahary Edmond, Yvalis Ashna, Andriambololona Vanessa, Ando Randri, Mani Pedi, Cåh Mi, Angeline Ainjii, Mïnnï Chøü, Finiavana Kasaina, Voary Andrinia, Baleta Ny Aina, Sitrakiniaina Diste, Amina Olga, Charifa Ali, Hanitriniaina Issa

🍂 THÈME DU JOUR : TIANAO HIALA COUCHE AMIN'IZAY VE NY ZANAKAO ? 🍂❓ Fanontanina matetika miverina ny hoe: Ahoana ny fomba...
07/08/2026

🍂 THÈME DU JOUR : TIANAO HIALA COUCHE AMIN'IZAY VE NY ZANAKAO ? 🍂
❓ Fanontanina matetika miverina ny hoe: Ahoana ny fomba hanalana couche ny zazakely ?
💛 Voalohany indrindra aloha dia mila finiavana sy faharetana ny manala couche azy ary eo anelanelan'ny 18 volana hatramin'ny faha 3 taonany no afaka Alana couche ny Zaza.
🌱 Na izany aza,samy mañana ny rythmeny ny zaza ka mila hajaina hatrany izany.
✨ Ireto ary misy torohevitra mety hanampy antsika :
🌿 Fantaro ny fahavononany : andramo antondrotra izy rehefa hipipy na hicaca mba hizatra tsikelikely.
🕐 Ohatra atao isaky ny adin'ny iray. 📍
🌿 Ampahafantaro sy asehoy azy ny pot : avelao izy hijery sy hipetraka eo amboniny (na dia tsy manao na inona na inona aza) mba hahazatra azy.
🪑 Ataovy pot sahaza tsara ny taonany raha mañana fahafahana.
🌿 Ataovy amin'ny fotoana sy ora mahazatra : apetraho eo amin'ny pot rehefa mifoha maraina, aorian'ny sakafo, na alohan'ny hatory, satria ireo no fotoana mety hipipizany na hikakazany.
⏰ Na ihany koa raha efa fantratra mialoha ny ora fikakazany dia afaka zarina atao eo ambony pot izy amin'ny lra iny.
🌿 Akanjo mora esorina : 👕 mampiasà akanjo maivana sy mora alana mba hahafahany mandeha haingana amin'ny pot.
🌿 Derao sy ankasitraho izy rehefa mahavita na dia kely fontsiny aza. 👏💖
🚫 Tsy ilaina ny manome sazy raha sendra mipipy na mikakà amin'ny akanjo.
❗ Aza terena : raha hita fa mbola tsy vonona izy dia ajanony vetivety, dia andramo indray afaka herinandro na roa.
💬 Ary ianao ,Misy fomba hafa nampiharinao ve nanalana couche ny zanakao ?
✍️ Ndao mba lazao ao amin'ny commentaire ho hitan'ny hafa.
🌸 Maman&Co by Aiky 🌸

Address

Lot IAC 63A Andramahavola ITAOSY
Itaosy
TANA 102

Telephone

+261330190307

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman&Co by Aiky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maman&Co by Aiky:

Shortcuts

Share