24/07/2026
Tantara ny abonner iray nanoratra tamiko:
Vevavy ny manoratra eto , Manambady za efa vita mariage izahay ary efa niteraka roa lahy ,Ny vadiko dia gasy toa ahy fa miasa any ivelany izy izahay telo mianaka no aty à Mada , mandefa vola isambolana izy anefanay ofantrano sy ny sisa marihiko fa vevavy miasa koa ahy fa indray andro za niditra tao nivadiko andehefa zavatra ka nahita sariny rahavaviko raitampo amiko sy ny vadiko manao video p***o 😭 ka very evitra aho inona ataoko ao anaty mgail ao anefa tsy rahavivoko irery fa mbola misy video maro samihafa aminy vevavy samihafa koa .
Very hevitra aho ka mba omeo solution