Jejo Vanity

Jejo Vanity vente articles de mode et sports
livraison Tana-Province
+261 34 16 087 54

Iza no mijery😊😊😊Rehefa eto @ nizy Telo ireto de mapte amono be le TojoZe lazainy le vehivavy io de marina daholo
19/06/2026

Iza no mijery😊😊😊
Rehefa eto @ nizy Telo ireto de mapte amono be le Tojo
Ze lazainy le vehivavy io de marina daholo

Omeko Zavatra tsara be indray ianareo 🥰🫰ARRIVAGE TENUE DE SPORT 🤗🤗Sady ataotsika promotion be ihany koBrasseries 7000ar(...
18/06/2026

Omeko Zavatra tsara be indray ianareo 🥰🫰
ARRIVAGE TENUE DE SPORT 🤗🤗
Sady ataotsika promotion be ihany ko
Brasseries 7000ar(3:20.000ar)
Leggings :20.000ar(3:50.000ar)
Hautes manche longue et Court 20.000ar
Livraison partout à Madagascar
Mp ou 034 16 087 54

Tsy aiko hoe za rery ve no adaladala nanao otrizao t@zanako anala CPE 🤣🤣🤣Tsivanona Ze iaraka  iditra @ salle de classe m...
16/06/2026

Tsy aiko hoe za rery ve no adaladala nanao otrizao t@zanako anala CPE 🤣🤣🤣
Tsivanona Ze iaraka iditra @ salle de classe mintsy
Mirary Soa hoan'ny zanatsika manala fanadinana rehetra💞💞

ahoana ianao😅😅😅
15/06/2026

ahoana ianao😅😅😅

Nafarana sy ny TongaTsy JP miaraka @ forme hoa lay izy🤣🤣🤣Fa na Dia zany kosa aza ee!!!MBA ataovy tsara le asa👌👌✅✅
12/06/2026

Nafarana sy ny Tonga
Tsy JP miaraka @ forme hoa lay izy🤣🤣🤣
Fa na Dia zany kosa aza ee!!!
MBA ataovy tsara le asa👌👌✅✅

Mety antonona ao daholo ve isika😄😂😂Montionéo Kely eo aloh lay olona be kizitina fantatrao😅🤣
10/06/2026

Mety antonona ao daholo ve isika😄😂😂
Montionéo Kely eo aloh lay olona be kizitina fantatrao😅🤣

Bus firy ilay otrizao fantatrao😀😀😀
08/06/2026

Bus firy ilay otrizao fantatrao😀😀😀

Nisy nitsinjo ihany isika botabota🤗🤗Manja Kely kosa namana aaa🥰🥰💗💗💗
04/06/2026

Nisy nitsinjo ihany isika botabota🤗🤗
Manja Kely kosa namana aaa🥰🥰💗💗💗

Ireto indray ny Arrivage tsika Atao prix promotions fona  Samy mahazo daholoLeggings, Haute manche longue et court, Bras...
01/06/2026

Ireto indray ny Arrivage tsika
Atao prix promotions fona Samy mahazo daholo
Leggings, Haute manche longue et court, Brassières sns...
Mp ou 034 16 087 54

Bonne fête à toutes les mamans 😘😘Mamy be mintsy n'a Dia Mbola tsy mahay manokatra tsara aza🥰🥰🥰Mirary fety sambatra ho an...
31/05/2026

Bonne fête à toutes les mamans 😘😘
Mamy be mintsy n'a Dia Mbola tsy mahay manokatra tsara aza🥰🥰🥰
Mirary fety sambatra ho an-tsika rehetra😘😘💞💞💞

Address

Alasora

Telephone

+261346690994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejo Vanity posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category