Solomaso Hika Farany Madagascar

Solomaso Hika Farany Madagascar SOLOMASO ANDRAVOAHANGY
👉 Pav n°67 Mme MAHOLY
👉 Box n°03 en face Pompier Andravoahangy

Ireto ilay manome hazavana ho ahy 🥰💝💝
22/08/2026

Ireto ilay manome hazavana ho ahy 🥰💝💝

15/08/2026

Tena tsy maintsy tohizana ihany ilay "sport" fa tena mitady hiverina kely ilay zavatra ko 🤣

Iza koa ianareo namako no efa nahita fiovana be dia mitady ho kamo hanohy ? 🥰🥰

Sady efa kely sisa dia raikitra indray ilay rotoroto a 🤣🙏 , efa hiditra ny kilonga 👨‍👩‍👧‍👧

Ireto 😍 ary misy santionany vitsivitsy e! 😍  2️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣🅰️r monja, MONTURES  mafy tsara , " flexibles" avokoa izy i...
07/08/2026

Ireto 😍 ary misy santionany vitsivitsy e! 😍 2️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣🅰️r monja, MONTURES mafy tsara , " flexibles" avokoa izy ireo.

Tongava ary maka ny anjaranao e🥰!

Aza adino fa misy DOKOTERA 🩺💉MIZAHA MASO 👁 koa ato aminay a!

👉 Solomaso Hika Farany Madagascar
Mme MAHOLY
📍 Andravoahangy (Pavillon n°6️⃣7️⃣Andravoahangy , box n°0️⃣3️⃣ en face pompier Andravoahany)

🚚 Manao livraison 🚲 manerana ny Nosy 🚗

💳 Fandoavana: Mvola | Orange Money | Airtel Money
📲 Commande & infos: WhatsApp 034 26 334 87
📞 0342997243 - 0330394694 - 0327076182

✨ Tongava misafidy ny endrika mety indrindra aminao!

💝  MONTURES MAFATIFATY KELY 💝Aza adino fa misy DOKOTERA 🩺💉MIZAHA MASO 👁 koa ato aminay a! 👉 Solomaso Hika Farany Madagas...
05/08/2026

💝 MONTURES MAFATIFATY KELY 💝

Aza adino fa misy DOKOTERA 🩺💉MIZAHA MASO 👁 koa ato aminay a!

👉 Solomaso Hika Farany Madagascar ( Mme MAHOLY )

Andravoahangy (Pavillon 67Andravoahangy , box n°03 en face pompier Andravoahany)

🚚 Manao livraison 🚲 manerana ny Nosy 🚗

💳 Fandoavana: Mvola | Orange Money | Airtel Money
📲 Commande & infos: WhatsApp 034 26 334 87
📞 0342997243 - 0330394694 - 0327076182

✨ Tongava misafidy ny endrika mety indrindra aminao!

30/07/2026

Ho anao ity ! 🥰Manana olana amin’ny masonao ve ianao?
Aza misalasala ary manantona anay eto amin'ny Solomaso Hika Farany Madagascar 2 , fa vonona ny hikarakara 🕶🖊📄 anao izahay 💝

👉 Misy dokotera 💊🩺 manao fizahana ny masonao.

👉 Manao ny momba ny SOLOMASO rehetra :
➡️ Solaires de marques
➡️ Montures de marques
➡️ Montures sy solaires an-jaza...

👉 Solomaso Hika Farany Madagascar
Mme MAHOLY

👉Pav n°67 Andravoahangy
👉BOX n°03 en face pompier Andravoahangy

Tel : 0342997243, 0342633486, 0330394694, 0327076182

Maro be ianareo no mandefa "mp" mangataka 🙏 hoe mba omeo ilay "MONTURES MORA "  ireny izahay fa tena mila solomaso 👓 , !...
25/07/2026

Maro be ianareo no mandefa "mp" mangataka 🙏 hoe mba omeo ilay "MONTURES MORA " ireny izahay fa tena mila solomaso 👓 , !

Ireto 😍 ary misy santionany vitsivitsy e! 😍 2️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣🅰️r monja, MONTURES mafy tsara , "branches armées" sy " flexibles" avokoa izy ireo.

Tongava ary maka ny anjaranao e🥰!
Aza adino fa misy DOKOTERA 🩺💉MIZAHA MASO 👁 koa ato aminay a!

📍 Andravoahangy (Pavillon 67Andravoahangy , box n°03 en face pompier Andravoahany)
📍 Moramanga Antanamandroso

🚚 Manao livraison 🚲 manerana ny Nosy 🚗

💳 Fandoavana: Mvola | Orange Money | Airtel Money
📲 Commande & infos: WhatsApp 034 26 334 87
📞 0342997243 - 0330394694 - 0327076182

✨ Tongava misafidy ny endrika mety indrindra aminao!

22/07/2026
21/07/2026

1) FIJERY VAOVAO 😍
2) ENDRIKA VAOVA 🤩
3) FAHITANA VAOVAO 👀 👓

👉
- MONTURES DE MARQUE
- MONTURES TSOTRA
- MONTURES ho an’ny Vehivavy, Lehilahy ary an- jaza ( lahikely, vavikely)

🩺💊 Misy DOKOTERA MIZAHA MASO

Solomaso Hika Farany Madagascar
Mme MAHOLY

👉Pav n°67 Andravoahangy
👉BOX n°03 en face pompier Andravoahangy

Finday : 034 29 972 43 - 034 26 334 87 - 0330394694 - 0327076182

🛴 Livraison manerana ny Nosy

Misy clientes tena mahafinaritra  foana mihitsy ka 🥰🥰🥰!Faly erỳ izy rehefa mifanena aminao 🤩! Mirary soa kia a! Hovalian...
20/07/2026

Misy clientes tena mahafinaritra foana mihitsy ka 🥰🥰🥰!

Faly erỳ izy rehefa mifanena aminao 🤩! Mirary soa kia a! Hovaliana raha mahatsiaro e 🙏🥰

Rehefa manao solomaso ato amiko indray koa ndry dia mahazo cadeau tsara be! 🥰

Solomaso Hika Farany Madagascar
(Mme MAHOLY)

👉Pav n°67 Andravoahangy
👉BOX n°03 en face pompier Andravoahangy
👉Moramanga Antanamandroso

034 29 972 43 - 034 26 334 87 - 0330394694 - 0327076182

🚘 Livraison manerana ny Nosy 🥰

13/07/2026

Maro ny olana😢, mety misy fifandirana 😬 , fa ny mahay mifandefitra 🤗 sy ny mahay mifampihaino 😊no vahaolana tsara indrindra 💝 .
Henoy anie iry hira nindraminay ity e 🥰!

Fyhäntsõ Finoana 🙏 misaotra nandray anjara 🥰

Address

Alasora
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261342997243

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Solomaso Hika Farany Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Solomaso Hika Farany Madagascar:

Shortcuts

Share