A'Bazary

A'Bazary A'bazary valorise le vita gasy et vente les Articles fait main par les artisans Malagasy.

🔥 Venez découvrir le Fatapera Mitsitsy 🔥Retrouvez-nous au A’bazary !📍 Nous sommes situés à Ambanidia, à l’arrêt bus du m...
24/08/2025

🔥 Venez découvrir le Fatapera Mitsitsy 🔥
Retrouvez-nous au A’bazary !

📍 Nous sommes situés à Ambanidia, à l’arrêt bus du marché.

👉 Passez nous voir et choisissez le fatapera économique qui vous aide à économiser énergie et argent !

Tsena A’Bazary : Arrivage fatana akazobe 😀Tongava manjifa eh !Vidiny : 6.000 ArRaha maka maro ianao dia mahazo prix de g...
16/06/2025

Tsena A’Bazary : Arrivage fatana akazobe 😀

Tongava manjifa eh !

Vidiny : 6.000 Ar

Raha maka maro ianao dia mahazo prix de gros 😉

🔥 Tsena A’Bazary – Ambanidia (Arrêt bus) 🔥🚩 Mivarotra fatapera isan-karazany izahay !👉 Jereo eto ambany ireo karazana fa...
14/06/2025

🔥 Tsena A’Bazary – Ambanidia (Arrêt bus) 🔥

🚩 Mivarotra fatapera isan-karazany izahay !

👉 Jereo eto ambany ireo karazana fatapera misy
👉 Afaka manao livraison raha manodidina an’Ambanidia

📞 Antsoy ny laharana : 034 138 2195

🛒 – Tsena A’Bazary Mivarotra karazana entana toy ny : fatapera, sobika, boîte ndrakitra, savoka, tapis, sahafa, karakara...
14/04/2025

🛒 – Tsena A’Bazary

Mivarotra karazana entana toy ny : fatapera, sobika, boîte ndrakitra, savoka, tapis, sahafa, karakara patana.

📍 Misy anay eto amin’ny arrêt-bus Ambanidia Tsena.

✨ Tongava manjifa vokatra vita Malagasy ! 🇲🇬

📞 Antsoy ny 034 138 21 95 raha mila fanazavana ! 📲

Efa misy arrivage     an 👈Mirehitra tsara no sady mitsitsy 😁Repère : arrêt bus Ambanidia tsenaMisokatra foana izahay man...
13/04/2025

Efa misy arrivage an 👈

Mirehitra tsara no sady mitsitsy 😁

Repère : arrêt bus Ambanidia tsena

Misokatra foana izahay manomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy !

Tongava mitsidika raha mila fatapera mahomby sy maharitra.

Tongava manjiva eh☺️
09/04/2025

Tongava manjiva eh☺️

Eo amin'ny Arrêt bus tsena Ambanida no misy anay eh☺️Tongava manjifa fatapera fa efa misy karazany maro2 indray ao eh.
09/04/2025

Eo amin'ny Arrêt bus tsena Ambanida no misy anay eh☺️

Tongava manjifa fatapera fa efa misy karazany maro2 indray ao eh.

🛒  – Tsena A’BazaryDia mivarotra ireo karazana fatana maro tohin'ny :✅ Fatana mitsitsy ♻️✅ Fatana mifono vy 🔩✅ Fatana ta...
05/02/2025

🛒 – Tsena A’Bazary

Dia mivarotra ireo karazana fatana maro tohin'ny :

✅ Fatana mitsitsy ♻️
✅ Fatana mifono vy 🔩
✅ Fatana tanimanga (Akazobe) 🏺

📍 Misy anay eto amin’ny arrêt-bus Ambanidia Tsena.

✨ Tongava manjifa ny vita malagasy ! 🇲🇬

📞 Antsoy ny 034 138 21 95 raha mila fanazavana ! 📲

Izahay dia mivarotra boîte ndrakitra ko an 😄Toerana misy anay arrêt bus ambanidia tsena👈
24/12/2024

Izahay dia mivarotra boîte ndrakitra ko an 😄

Toerana misy anay arrêt bus ambanidia tsena👈

Misy ireo karazana kojakoja fampiasa andavanandro eto amin'ny tsena A'bazary.Tohin'ny :_Harona_savoka_borosy coco_fatape...
19/09/2024

Misy ireo karazana kojakoja fampiasa andavanandro eto amin'ny tsena A'bazary.

Tohin'ny :_Harona_savoka_borosy coco_fatapera maro karazany_sobika_karakara fatana_boite ndrakitra...

Eto amin'ny tsena ambanida no misy anay tongava manjifa sy manohana ny vita malagasy 👈

16/08/2024

Tsena A'bazary dia eto Ambanidia tsena

Sady mora hita no maro irekojakoja fampiasa andavanandro hita ato amin'ay.

Hatina fatapera,légume, friperie, boîte ndrakitra,..

Eto amin'ny tsena Ambanida no misy anay  .Raha mitady harona tsara loko sy paozy ianao dia tongava manjifa eto aminay eh...
13/08/2024

Eto amin'ny tsena Ambanida no misy anay .

Raha mitady harona tsara loko sy paozy ianao dia tongava manjifa eto aminay eh😀

Address

Ambanidia

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A'Bazary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category