24/06/2026
✨ Tsy hita tato ho ato izahay e 🙂
Fa aza manahy… mbola mitohy hatrany ny asa, tsy nijanona akory 😉
Misaotra anareo rehetra mbola manohana sy matoky anay hatrany 🙏
Vonona foana izahay hanome vokatra tsara kalitao sy asa voakarakara tsara ho anareo.
Ny vokatra dia tsy miova… fa mihatsara hatrany 💪✨
👕 T-shirt
👔 Polo
🦺 Gilet
🏃 Survêtement
🔥 Jogging
ary maro hafa…
Raha mila vokatra tsara sy asa azo itokisana avy aminay dia aza misalasala mifandray aminay :
📞 034 91 013 53 (WhatsApp)
📩 Na mandefa message privé mivantana
Mankasitraka manokana an’i Malagasy Mahay Alika noho ny fahatokisana sy ny fanohanana anay 🙏❤️
Ny fahafaham-ponareo no manosika anay hihatsara hatrany. ✨
Efa misy ihany koa ny vokatra vaovao be aa, impression 3D gomme 🚀