30/04/2024
🖐️Salama daholo ô!
🎉 LALAO miaraka amin'ny IT-INFO
Ity ilay nandrasantsika! 😯
🥇Loka 1: Vola 50 000 Ar
🥈Loka 2: Vola 20 000 Ar
☝️Izay olona 2 mahazo ''J'aime'' be indrindra amin'ny ''commentaire-ny'' sy ny partage publication ao amin'ny compte-ny miaraka ny fepetra rehetra eo ambany no hisitraka ny fanomezana avy amin'ny IT-INFO. Ny fara-filalaovana dia hatramin'ny Talata 30 APRILY amin'ny 5 ora hariva ⌛🕔
✅IREO FEPETRA ARAHINA :
1. Manisy J'aime ny page
2. "Inviter tous les amis" hanao J'aime ny page
3. Manisy J'aime ity publication ity
4. Mi-identifier namana 5 ao amin'ny commentaire an'ity publication ity ary manao izay hahabe J'aime ny commentaire-ny.
5. Manao partage ity publication ity ao amin'ny compte-nao sy amin'ny groupe miisa dimy (5).
💌 Koa manasa anao handray anjara amin'ny lalao. Vonona ve ianao ? Andao ary e! 🎬