22/09/2022
VAOVAO NDRAHA AVY AMINTSIKA ATO AMINY MAGASIN Gasy Meva AMBILOBE🥰
PRODUIT VITA AMINY CACAO « BEURRE DE CACAO »
Afaka ampiasaina aminy lafin-javatra maro mikasika ny beauté ntsika na lelahy na viavy
1. Raha aminy FAGNEVA (VOLO)
- Manome aina ny volo tapatapaka na mihintsana
- Miaro ny volontsika aminy surtout amintsika aty aminy faritra
- Mamerina aminy laonony ny volo simban’ireo karazana produits tsy azo antoka, Ranomasina, la piscine (Mila manana fahareta kely)
- Manome anitra ny volonao koa indrindra hoany ireo tia Chocolat
2. Raha aminy ODITRA(Peau)
- Manala ireo faritra mainty aminy takotakona any
- Manala Vergeture na Lalankotsatra hoantsika
- Miaro ny oditra tsy ho vakivakiny rivotra
- Manamandina oditra
Raha ohatra ka mahaliana anao dia midira izay manana fanontaniana mahakasika azy ankoatra n’ireo izay efa voatanisa eo ambony.
Efa maro ny ireo izay efa nahita tombotsoa ka aza misalasala fa tsy ho diso anjara anao