AIKO Shop

AIKO Shop Vente Vêtement et Accessoires de mode

❌ Aza adino fa mbola misy hatrany ireto fa variana tamin'ilay veste cuir ianareo ❌
10/07/2025

❌ Aza adino fa mbola misy hatrany ireto fa variana tamin'ilay veste cuir ianareo ❌

05/07/2025

❌ Aza adino fa mbola misy foana ireto modèle by Aiko ireto ❌
📨 Anontanio izay mety ❤

❤ Ireto ndray ary misy style mafatifaty afaka angalana tahata e!!! ❤
30/06/2025

❤ Ireto ndray ary misy style mafatifaty afaka angalana tahata e!!! ❤


22/06/2025
🎗️❤AHOANA NO FOMBA FAMPIADIANA LOKO REHEFA MIAKANJO ?🎗️❤Ireto misy fomba tsotra:1- Safidio ny loko tinao dia ampiaraho a...
06/06/2025

🎗️❤AHOANA NO FOMBA FAMPIADIANA LOKO REHEFA MIAKANJO ?🎗️❤

Ireto misy fomba tsotra:
1- Safidio ny loko tinao dia ampiaraho amin’ny loko neutre
2- Misafidiana loko mifanakaiky
3- Loko marevaka sy matroka

Ireto misy ohatra:
- Vert pastel sy rose pastel
- Bleu ciel, camel sy blanc
- Vert, beige et blanc asina noir
- Orange sy beige miarka amin’ny fotsy na mainty
- Jaune moutard, marron, sy blanc cassé
- Bordeau sy noir asina bleu kely


fans

❌ Jogging ankizy mafatifaty❌4 ans 5ans 6ansAza tara fa efa mangatsika ny andro
31/05/2025

❌ Jogging ankizy mafatifaty❌
4 ans 5ans 6ans
Aza tara fa efa mangatsika ny andro

❤❌ Ho avy ny fetin'ny Ray ❌Afaka atao cadeau tsara mitsy fa alefaso dieny zao ny commande ̂teDesPères ̂te
30/05/2025

❤❌ Ho avy ny fetin'ny Ray ❌
Afaka atao cadeau tsara mitsy fa alefaso dieny zao ny commande
̂teDesPères
̂te

❌ Ireto ary misy lava tanana indray ❌❤Tsara be rehefa anaovana no sady mafana tsara❤Fa misy fohy tanana koa nefa io amin...
29/05/2025

❌ Ireto ary misy lava tanana indray ❌
❤Tsara be rehefa anaovana no sady mafana tsara❤
Fa misy fohy tanana koa nefa io amin'ilay tsara ihany koa ❤

❤❤❤ Miarahaba ireo Reny rehetra izahay eto amin'ny AIKO SHOP❤❤❤Ho omen'ny  Tompo tombonandro mandrakariva hery sy  tanja...
25/05/2025

❤❤❤ Miarahaba ireo Reny rehetra izahay eto amin'ny AIKO SHOP❤❤❤

Ho omen'ny Tompo tombonandro mandrakariva hery sy tanjaka ary tolotsaina amin'ny adidy sy andraikitra iandraketana.

❌AZA TARA ❌❤Na mangatsika ary ny andro mila manao metimety an❤Vidiny mirary hatranyAfaka mande misaraka, afaka mande mit...
17/05/2025

❌AZA TARA ❌
❤Na mangatsika ary ny andro mila manao metimety an❤
Vidiny mirary hatrany
Afaka mande misaraka, afaka mande mitambatra

💕 Ireto sisa a! Jereo izay mety aminao💕 Entana hafa ndray aorian'ireo fa araho ny pejy mba tsy ho tara 💕
10/05/2025

💕 Ireto sisa a! Jereo izay mety aminao💕 Entana hafa ndray aorian'ireo fa araho ny pejy mba tsy ho tara 💕

Address

Ambohibao

Telephone

+261337983081

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AIKO Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category