Soa Fisikina

Soa Fisikina asatanako rehetra βœ‚οΈπŸ‘—β€οΈ
Manjaitra sur mesure sy sur commande
Manao hosodoko sy Petakofehy

πŸ’πŸ’πŸ’πŸ―POLKA🍯 πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ‘—πŸ‘—πŸ‘—πŸ‘—πŸͺ‘πŸͺ‘πŸͺ‘πŸͺ‘     ❀️
20/08/2026

πŸ’πŸ’πŸ’πŸ―POLKA🍯 πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’πŸ’
πŸ‘—πŸ‘—πŸ‘—πŸ‘—πŸͺ‘πŸͺ‘πŸͺ‘πŸͺ‘


❀️

Modely tany aminy Cliente izy ito ❀️😍Makasitraka anareo hatrany
05/08/2026

Modely tany aminy Cliente izy ito ❀️😍
Makasitraka anareo hatrany

Midira mp amiko aza izay asiako reaction commentaire amin’ilay credit oh 😍❀️     ❀️
05/08/2026

Midira mp amiko aza izay asiako reaction commentaire amin’ilay credit oh 😍❀️

❀️

Salama tsara daholo ve ? Misaotra ani Tompo fa mbola nomeny Fahasalama sy tombon’andro Credit 1000ar ho an’olona 5 voalo...
03/08/2026

Salama tsara daholo ve ? Misaotra ani Tompo fa mbola nomeny Fahasalama sy tombon’andro
Credit 1000ar ho an’olona 5 voalohany izay mahay an’ity toerana ity
commande Septempe izao no mandeha

πŸ‘—πŸͺ‘

😍😍😍😍😍😍    πŸ‘—πŸͺ‘πŸ‘—πŸͺ‘
27/07/2026

😍😍😍😍😍😍


πŸ‘—πŸͺ‘πŸ‘—πŸͺ‘

Na avy any Lavitra aza dia Raisiko foana ianareo 😍❀️Encore Felicitation πŸŽ‰πŸͺ‘❀️😍Coucou ny avy any  Antsirabe β€οΈπŸ˜πŸ‘—πŸͺ‘         ...
20/07/2026

Na avy any Lavitra aza dia Raisiko foana ianareo 😍❀️
Encore Felicitation πŸŽ‰πŸͺ‘❀️😍
Coucou ny avy any Antsirabe β€οΈπŸ˜πŸ‘—πŸͺ‘




Tompondaka tato ito robe ito 😍❀️ Zoma Rapitso dia mitafy malagasy daholoMisy nisafidy couleur hafa fa samy tsara aby    ...
16/07/2026

Tompondaka tato ito robe ito 😍❀️
Zoma Rapitso dia mitafy malagasy daholo
Misy nisafidy couleur hafa fa samy tsara aby

πŸ‘—πŸ‘—πŸ‘—πŸͺ‘

10/07/2026

Merci I mevakely



Inona ry ireto ny sakafo mampiakatra tension vetivety fa tena fanina foana aho tsy mahavita n’inona n’inona mihintsy Mir...
06/07/2026

Inona ry ireto ny sakafo mampiakatra tension vetivety fa tena fanina foana aho tsy mahavita n’inona n’inona mihintsy
Mirary soa ny mpanala Fanadinana rehetra

Address

Ambohibao

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349070432

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Fisikina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Soa Fisikina:

Shortcuts

Share